RHM
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RHM, Restaurant, Analamalotra Toamasina, Toamasina.
30/12/2024
Ireo firenena mandroso dia mampiasa mena-boanjo, izay manatsara ny fahasalamam-bahoaka. Chine, anisany maro be-antitra (centenaires) no firenena mamokatra voanjo be indrindra eran-tany. I Madagascar aza dia manondrana voanjo any Chine!
Huile d'arachide : bienfaits nutritionnels, variétés et recettes simples Explorez les bienfaits nutritionnels de l'huile d'arachide, ses variétés et trois recettes simples pour intégrer cet ingrédient riche en acides gras insaturés dans votre alimentation quotidienne.
29/12/2024
Ny mampiavaka ny mena-boanjo amin'ireo menaka hafa izay mitovitovy vidy:
🌞 Menaka SOLEIL : Kalitao avy eto an-toerana ho an’ny ankohonanao ! 🌞
🛢️ Fa maninona no misafidy SOLEIL ?
✔️ Voajanahary 100 % : Vita avy amin’ny voanjo tsara indrindra nambolena teto Madagasikara.
✔️ Madio sy mazava : Menaka voadio tsara, mety ho an’ny sakafo rehetra.
✔️ Salama sy matsiro : Manan-karena otrikaina mahasoa ho an’ny fahasalamana.
📦 Vidiny avy aty ampotony : 8 500 Ariary/Litatra (raha maka ambongadiny).
📍 Hita ao amin'ny:
➡️ Tranombarotra Hery, akaikin’ny fiangonana FJKM Betela Tamatave.
💬 "Ny sakafo tsara no mahatonga ny aina ho sambatra."
Ampiasao ny Menaka SOLEIL hanatsarana ny sakafon’ny ankohonanao sy hiarovana ny fahasalamana !
👉 Mandefasa hafatra aty aminay raha mila fanazavana na hanafatra menaka.
🌞 Huile d’arachide SOLEIL : La qualité malgache à portée de main ! 🌞
🛢️ Pourquoi choisir SOLEIL ?
✔️ 100 % Naturelle : Fabriquée à partir des meilleures arachides de Madagascar.
✔️ Clarté et Pureté : Une huile raffinée, idéale pour toutes vos recettes.
✔️ Santé et Saveurs : Riche en nutriments essentiels pour une alimentation saine et équilibrée.
📦 Prix Usine : 8 500 Ariary/Litre (commande en gros).
📍 Points de vente :
➡️ Chez Tranombarotra Hery, à côté de l’église FJKM Betela Tamatave.
💡 Faites le choix de la qualité locale et soutenez la production malgache !
👉 Contactez-nous directement pour vos commandes en gros ou pour toute information supplémentaire.
25/12/2024
Ny menaka VOANJO no tsara indrindra hoan'ny fahasalamana raha oharina amin'ny hafa toy ny menaka soja, tournesol ary palme. Manaporofo izany ny Chatgpt 4o izay "faharanitan-tsaina noforonina" anisany mahay indrindra ankehitriny ary tsy mitanila na amin'iza na amin'iza fa ny marina no lazainy.
Mampiasà menaka voanjo SOLEIL, antoky ny fahasalamanao.
Manasa anao hatrany hampiasa isan'andro ny menaka voanjo Soleil amin'ny vidiny mirary hitandrovana ny fahasalamanao. Hitanao eo amin'ny:
- Tranombarotra HERY Bazar-kely akaikin'ny fiangonana FJKM Betela;
- Epicérie Mamihery Bazar-Be;
- Ary eny amin'ny toeram-pivarotana maro eto Tamatave.
RHM Production d'huile d'arachide
25/12/2024
Hoanareo mpiompy, tsara ny tourteau Soleil vokarin'ny orinasa RHM Elevage satria:
- BE protéine: 50,4% raha manodidina ny 43% ireo vokatra importés;
- MATAVY tsara: ambony be ny menaka ao anatiny 7,4% raha toa ka latsaky ny 4% ireo tourteaux sasany ( tsara anaovana sakafo Croissance fa indrindra ny Finition);
- MORA: ar 2.500 monja ny kg
- AMBANY ny taux d'humidité na ny rano ao anatiny: 9% raha mihoatra ny 12% ny tourteaux sasany;
- AMBANY ny cendre: 4,6% raha mihoatra ny 6% ny tourteaux hafa sasany
- Tsy mifangaro akora hafa.
Koa manasa anao hatrany hanjifa ny vita malagasy.
Contact: 0385223085
26/11/2024
Manasa antsika hatrany hanjifa ny menaka Soleil.
Ho antsika ao Antananarivo, afaka manatona ny toeram-pivarotana SCORE TALAMATY, SCORE ITAOSY ary ny SCORE DIGUE isika.
15/11/2024
Maro ireo zavatra tsy mahasalama ao anaty menaka (jereo ny sary) ka tsy maintsy anaovana ny raffinage. Madio mangatsakatsaka ny menaka voanjo soleil ka hitondra fahasalamana ho an'ireo izay mampiasa azy. Tsy mampiasa produit chimique toy ny conservateur. Akora mahazatra fampiasa amin'ny fanadiovana menaka izay tsy azo hosokajiana ho produit chimique no ampiasaina.
Tsinjovy ary arovy ny fahasalamanao. Mahaiza misafidy.
04/11/2024
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Toamasina
501