Shoping
Tongasoa eto amin’ny pageny SHOPING ❤️
Boutique natokana ho anao
Akanjo & Accessoires tsara kalitao, vidiny mirary.
Livraison par tous à madagascar
Abonnee_vous 😍😍 et commande nos articles
26/02/2026
😓😓😓
06/02/2026
🌸✨ Boucles d’oreilles vaovao tonga ✨🌸
💎 Firavaka tsara tarehy ho an’ny vehivavy rehetra
💃 Mety amin’ny lamaody andavanandro
✔️ Tsy mavesatra😍
✔️ Kalitao tsara👌
✔️ Mety atao cadeau 🎁
💰 Vidiny :10.000 Ar
📦 Afaka manao livraison
📩 Alefaso message raha hanao commande
👉 Aza tara fa voafetra ny stock ! ⏳🔥
03/02/2026
🤣🤣🤣
15/10/2025
Bonjour daholo😍
Ensemble an jaza ndray a, tsara kely
sady tsara zaitra mandefa engros sy en detaille iany ko a❤️❤️
Mp avy atrany ary ho anarw zay mbola hivarotra teny mety tsara sad azahoana tsara mintsy❤️😍
Mp na miantso 038 63 859 73 bisous😘
20/08/2025
Bonjour daholo😍
Cliente satisfaite ❤️mercie aki Ëlyah Laïngo Hariniainaaa,, @
Mbol mis fona le ensemble a🥰
Couleur :rouge❤️, blanc🤍sisa a aza taraika ar
Mp avy atrany na miantso
☎️:038 63 859 73. Na 032 95 321 00
Afaka mandefa mandefa commende ny couleur sy ny taille zay mety aminarw ko a❤️🥰
18/08/2025
Bonjour daholo❤️ef dispo reto ensemble reto a, 😍
couleur:mena, fotsy ar mainty taille M
Fa afaka mandray commende de madefa ny taille sy couleur mety aminarw ko a😍😍❤️
afak miantso avy atrany na mandef mp amiko a
Tel:038 63 859 73 na 032 95 321 00 afaka manao livraison zay a
11/08/2025
Bonjour daholo🥰🥰🥰
ireto ndray ary ny termos vao2 be mbola mifono sachet be mints😍ny prix tonga amin le mivaro boba ozy tsika zay alefaso commande ny livraison possible fona na aiza na aiz no mis anao tonga any aminao fona ny entana refa micommande anao a❤️ mp avy atrany ar na miantso directe e
038 63 859 73 ou 032 95 321 00
Nefa afaka manantona mivantana ko e
Toerana: entre cosmos et Betela tanambao 5 en face mora prix🥰🥰😘 miandry anarw ato ar zay a😘😘
Prix efa aminsary ao donc manindry sary de mahita prix😘😘
09/08/2025
09/08/2025
Bonjour daolo❤️
Reto ndray ary ny articles vaovao be e🥰 assiettes 6pcs daolo 🥰🥰 afaka misafidy tsar mints de efa reny ampetakntsika amin sary reny ny prix any maro be izy ao. Afaka manao livraison tsara zay a de nefax nareo ko afa tonga de mananton point de vente a
Point de vente :
Tamatave akaikin betela sy cosmos bazar kely a
Tel:038 63 859 73 na 032 95 321 00
Afaka miantso avy atrany na mandefa mp fa raisinay fona ❤️❤️❤️
Bisou et bon journée 😘😘😘
Click here to claim your Sponsored Listing.