BioSource Farm - BSF
Entreprise de production d'engrais organique et Protéines biologique issu du Black Soldier Fly
05/09/2025
Nous sommes présent à la FIA. Venez visiter
28/05/2025
Faly izahay manolotra anareo ny zezika "Bio Source Frass" MAMOKATRA. Ilay sakaizan'ny TANY sy tohan'aina ny VOLY rehetra. 100% vokatra malagasy, natoraly.
- Azo avy amin'ny fiompina ilay Lalitra Be Mainty ( Black Soldier Fly)
- Mamelona tany kotra
- Voamarina fa mampiakatra ny tahan'ny vokatra.
- Manamafy ny hery fiarovan'ny voly tsy ho andairan'ny bibikely
- Mitàna ny amandona amin'ny tany
- Maharitra ny fiasany.
Bio Source Farm (BSF) - "Mamadika ny fako ho harena "
02/10/2024
Salon de créativité VOATRA 2024
Manasa antsika rehetra tsy ankanavaka hitsidika ato amin’ny Salon de créativité VOATRA eto mahamasina ☺️
Izay maharitra 4 andro ☺️
Ahitanao karazana Stand de créativité betsaka ato an, mazava ho azy fa ato koa ny BioSource Farm - BSF 🥰
Tongava maro oo🥰
Miandry anareo ato izahay🙏
...Turning wastes into treasures
30/06/2024
Tendry RASOLOMMAMPIONONA, BioSource Farm -BSF
Collecte de déchets organiques et élevage de mouches soldats noires
11/06/2024
Le début d'une aventure dans les méandres de la bioconversion...
⭐️ Nous avons nos finalistes pour le Prix Pierre Castel 2024 !
Félicitations à RASOLOMAMPIONONA Tendry Ny Aina, gérant de BSF-Bio Source Farm (Transformation des déchets en ressources précieuses), et à ANDRIANINA Mamitiana, gérante de la Coopérative Tanamasoandro(Production et commercialisation de riz instantané).
Cette année, exceptionnellement, le jury a décidé de décerner en plus un prix spécial "Coup de cœur" à RANJALAHY Vahatraina Tanjona, fondatrice de Moly Company (Collecte, transformation et commercialisation de café haut de gamme) pour sa persévérance et la qualité de son dossier.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 18:00 |
| Tuesday | 09:00 - 18:00 |
| Wednesday | 09:00 - 18:00 |
| Thursday | 09:00 - 18:00 |
| Friday | 09:00 - 18:00 |
| Saturday | 09:00 - 00:00 |