Safidy Raz- 501 Mi-TRADE

Safidy Raz- 501 Mi-TRADE

Share

💹trader et formateur en Trading
🔥Signal Life Time🔥 Lien d'inscription compte DERIV https://track.deriv.com/_fdyCHFZjR_dZl7VyVw174GNd7ZgqdRLk/1/

09/06/2026

Ny fiheveran’olona ny zavatra atao VS Ny zavatra ataoko nefa😂📈

Na phone androïde version 5 ary dia refamazaka MT5 io dia efa izy fa tsy misy mitady zavatra goavana be zany🫡

08/06/2026

Refa ratsy ny marché dia mila sahy ko tsy mandray TRADE ❗️ Possible be mintsy 2 na 3 jours tsisy azo raisina mintsy eo amin’io graphique io . Refa tonga amin’izay stade zay enao dia tena voafehinao ilay hoe patience aminy📈

Ra enao ilay mbola mi forcer trade na dia efa hita fa tsy misy opportunité eo dia mila ovaina kely izany 🫡

Tsy misy vola ilefa ao fa mila hay tsara hoe tokony iditra sa mbola miandry kely aloha 🫡

Mirary mangamanga be 🔥💰🔵

05/06/2026

Zavatra 3 tokony ataonao hampiova tanteraka ny résultat trade nao amin’ity 2026 ity✅💰

1- ACTIFS 2 na 3 ihany dia ampy 📈

2- Olona mitovy tanjona aminao iarahana , miaraka mifanampy ary miaraka tafita ny tanjona💰

3- Atao mifanaraka tsara amin’ny Capital entina ny vola ampidirina fa tsy hakana risque be lotra

03/06/2026

Prop 50K omena gratuit ho an’ireo zay tena mazoto mi trade✅💰💰. Efa sady mi trade nareo no omena SIGNAL GOLD gratuit no mbola omena valisoa aiza ko no hisy otrizany ry zala🔥.

Ra mbola tsy Partenaire ato amiko dia midira MP 📈

31/05/2026

Salama tompoko🫡 mitady monteur vidéo❗️ .. misokatra @ fiarahana miasa rehetra tompoko✅ réel FB no tena atao.. ra mahaliana anao dia midira MP

29/05/2026

Na aiza na aiza dia tsy maintsy tratrany ilay manokatra MT5 kely iny fona aloha😅📈 otrany efa fomba tsy afaka ialana mintsy . Nareo ko ve sa za irery ihany no manao otrizay?

23/05/2026

Rafotsy nlisany ko ve 😆😆

22/05/2026

nodorany zalah tao anie ny b1000 eh🔥🔥 100% pike detector mbola valable ao ny offre .. lien anaty commentaire📈

21/05/2026

Opportunité farany androany afahanao misitraka:

1-FORMATION ET COACHING À VIE
2- SIGNAL À VIE
3- INDICATEURS SPIKE DETECTOR

16.99$ izy rehetra ireo 😱😱😱🤩. Misy lien ao @ commentaire idiranao aza tara

20/05/2026

Ny tenako mo dia miezaka mizara sy manaparitaka ity sehatra ity satria anisany opportunité lehibe izy ity ho an’izay mahay azy📈. Izay no tena objectif nanokafako ity pejy ity🇲🇬

Manana vaovao tsara ho an’izay rehetra abonnée @ page ny tenako anio , indrindra ireo izay mbola tsy membre ato aminay✅ tsy latsaky ny 20 isan’andro ianareo izay mandefa mp ato hoe mba ampianaro fa tena liana nefa kely ny eo ampelatanana .

Isafidy olona 100 za androany sy rapitso ihany omeko ny service rehetra misy ato amiko :

1- FORMATION TRADING PRIVÉE et COACHING À VIE 💹
2- SIGNAL LIFE TIME
3- INDICATEURS SPIKE DETECTOR

Ra ireo rehetra ireo dia mety ambony2 ihany ny valeur fa noho ny tenako tia mizara dia omena ireo 100 vonona

@ sarany farak’izay accessible ho an’olona rehetra 16.99$

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Toamasina
501