Rafaly by construct

Rafaly by construct

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rafaly by construct, Entrepreneur, Ankirihiry Nord toamasina I, Toamasina.

🔹Nos Services 🏗️✨
✔️ 🏡 Conception de plans 2D & 3D réalistes
✔️ 🧱 Construction de maisons individuelles
✔️ 🔧 Rénovation & extension
✔️ 🛠️ Travaux de maçonnerie, charpente & couverture – du sol au toit
✔️ 🤝 Conseil & accompagnement personnalisé

13/06/2026

🏠 Torohevitra fanorenana androany:
Maro no mifantoka amin'ny hatsaran'ny trano rehefa manamboatra, nefa ny tena zava-dehibe dia ny fototra.
Tsarovy fa:
✅ Ny fondation tsara no miantoka ny faharetan'ny trano.
✅ Ny fitaovana manara-penitra no mampihena ny fandaniana amin'ny fanamboarana any aoriana.
✅ Ny fanarahana plan sy devis no misoroka ny fahatarana sy ny fandaniana tsy ampoizina.
Ny trano tsara dia tsy izay tsara tarehy ihany, fa izay matanjaka sy maharitra ihany koa.

RAFALY BY CONSTRUCT — Votre partenaire de confiance pour bâtir l'avenir. 🏗️✨

12/06/2026

🏗️ RAFALY BY CONSTRUCT

Construire avec intégrité, bâtir pour l'avenir.

Spécialisés dans les travaux de bâtiment et de génie civil, nous vous accompagnons à chaque étape de votre projet, de la conception à la réalisation.

NOS PRESTATIONS

📐 Études techniques et conception de projets
🏡 Plans architecturaux 2D & 3D
📊 Devis quantitatifs et estimatifs détaillés
🏗️ Construction clé en main
🧱 Gros œuvre et second œuvre
🔨 Rénovation, extension et réhabilitation
🚧 Clôtures, aménagements extérieurs et ouvrages divers
👷 Suivi, contrôle et gestion de chantier

POURQUOI NOUS CHOISIR ?

✔ Professionnalisme et rigueur
✔ Respect des délais et du budget
✔ Qualité d'exécution garantie
✔ Accompagnement personnalisé
✔ Solutions adaptées à vos besoins

VOTRE PROJET MÉRITE UNE ÉQUIPE DE CONFIANCE

Que vous envisagiez de construire, rénover ou agrandir votre bien, notre équipe est à votre disposition pour transformer vos idées en réalisations durables.

📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com

📞 DEMANDEZ VOTRE DEVIS GRATUIT DÈS AUJOURD'HUI !

RAFALY BY CONSTRUCT — Votre partenaire de confiance pour bâtir l'avenir. 🏗️✨

11/06/2026

👉 La qualité se voit avant même le coulage du béton !
Ferraillage d'une dalle toiture-terrasse réalisé avec soin pour garantir résistance, sécurité et durabilité.
🏗️ Vous avez un projet de construction ?
📞 Contactez-nous dès maintenant :
📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
‎🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com
“Construire avec intégrité, bâtir pour l’avenir.”

10/06/2026

🏗️ Chantier en évolution !
Nous débutons la phase d'enduit mural pour une finition durable et élégante.
✅ Qualité
✅ Solidité
✅ Finition soignée
📩 Manatona anay dieny izao hanatanterahana ny projet-nao!
📞 Contactez-nous dès maintenant :
📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
‎🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com
“Construire avec intégrité, bâtir pour l’avenir.”

07/06/2026

🏠 VILLA BASSE
🚨 40 000 000 Ar— Construction Clé en Main 🔑
Villa Basse –
Maison plain-pied de 8.5mx5.49(46,62 m²)
- 02 Chambres confortables
- Living spacieux et lumineux
- Cuisine ouverte moderne
- Toiture en tôle
❗️ Gamme de finition : Standard
Détails des finitions :
- Carrelage Living & Cuisine : 60×60
- Carrelage Chambres : 60×60
- Carrelage SDE : 30×60
- Finition murale avec enduit de lissage
- Plafond en volige
- Cuisine moderne entièrement aménagée
- Sanitaires complets inclus
- Menuiserie en aluminium pour les fenêtres
- Grilles de protection aux fenêtres
📩 Manatona anay dieny izao hanatanterahana ny projet-nao!
📞 Contactez-nous dès maintenant :
📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
‎🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com
“Construire avec intégrité, bâtir pour l’avenir.”

04/06/2026

🏠 TOROHEVITRA HO AN’NY FANORENANA TRANO FONENANA
💡 Maro ny olona very vola mandritra ny fanorenana satria manomboka asa nefa tsy misy fanomanana matotra.
Alohan’ny hanorenana :
✅ Manaova plan tsara voadinika
✅ Omano tsara ny devis sy tetibola
✅ Jereo tsara ny kalitaon’ny tany
✅ Eritrereto mialoha ny plomberie sy électricité
✅ Manomàna vola fanampiny ho an’ny zavatra tsy ampoizina
📌 Ny trano voaomana tsara dia :
✔️ Maharitra kokoa
✔️ Matanjaka kokoa
✔️ Mitsitsy vola kokoa
🔥 Manana projet construction ve ianao ?
📩 Antsoy na alefaso message dieny izao ny Rafaly by Construct ho an’ny :
✔️ Plan moderne
✔️ Devis mazava sy matihanina
✔️ Torohevitra teknika
✔️ Fanorenana clé en main
👉Contactez nous
📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
‎🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com
“Construire avec intégrité, bâtir pour l’avenir.”

03/06/2026

🏡 Ohatrinona ny teti-bola kasainao hananganana ny trano nofinao ? 🇲🇬✨
Ny valinteninao dia hanampy anay hanolotra vahaolana mifanaraka amin’ny tetibola sy ny nofinao 👇
🔲 Latsaky ny 50 millions Ar
➡️ Trano tsotra, mahasoa ary mora atao
🔲 50M hatramin’ny 100 millions Ar
➡️ Trano fianakaviana maoderina sy mahazo aina
🔲 100M hatramin’ny 200 millions Ar
➡️ Villa maoderina misy finition tsara
🔲 Mihoatra ny 200 millions Ar
➡️ Projet haut standing sy personnalisée
💬 Soraty ao amin’ny commentaire :
👉 Trano rihana sa tsotra ?
👉 Style moderne sa classique ?
📞 Rafaly By Construct manampy anao manomboka amin’ny étude ka hatramin’ny fanolorana lakile. 🔑
👉Contactez nous
📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
‎🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com
“Construire avec intégrité, bâtir pour l’avenir.”

03/06/2026

🏠✨ OFFRE SPÉCIALE DIASPORA ✨🏠
Vous vivez à l’étranger et souhaitez construire ou rénover à Madagascar ❓
Avec Rafaly By Construct, réalisez votre projet en toute confiance, même à des milliers de kilomètres.
✅ Étude & conception de plans
✅ Devis détaillé et transparent
✅ Construction clé en main
✅ Rénovation intérieure & extérieure
✅ Suivi chantier régulier avec photos/vidéos
✅ Respect de la qualité, du budget et des délais
👷‍♂️ Nous nous occupons de tout pendant que vous travaillez à l’étranger.
📍 Maison moderne • Villa • Bâtiment • Clôture
📍 Accompagnement professionnel du début jusqu’à la remise des clés
💬 Investissez sereinement à Madagascar avec une équipe sérieuse et à votre écoute.
👉Contactez nous
📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
‎🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com
“Construire avec intégrité, bâtir pour l’avenir.”

02/06/2026

𝗠𝗘𝗧𝗬 𝗛𝗢𝗞𝗜𝗩𝗬 𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗛𝗔𝗩𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢𝗡𝗔𝗢
Amin’ny voalohany, tena mampientanentana ny manangana trano.
Faly ianao.
Resahinao amin’ny olona rehetra ilay projet.
Efa alainao sary an-tsaina sahady ny fiainanao ao anatiny.
Ny dingana rehetra dia mampirehareha anao.
Fa tsy maharitra foana izany hafanam-po izany.
Vetivety dia tonga ny zava-misy.
Mihabetsaka ny fandaniana.
Miadana ny asa.
Mipoitra ireo olana tsy ampoizina.
Ary tsikelikely…
Mihena ny fahazotoana.
Manomboka reraka ianao.
Ahemotrao ny fanapahan-kevitra sasany.
Miadana ny fanohizana ny asa.
Very ny firindrana.
Ary tsy tsapanao akory…
Ilay projet-nao mihitsy no manomboka manavesatra anao.
Tsy ianao no olana.
Fa ny fomba nandaminana ilay projet.
Rehefa tsy mazava :
• tsy misy planina hentitra
• tsy misy vina mazava
• tsy voazarazara tsara ny asa
• tsy hita ny tena fandrosoana
Dia mora very hery sy motivation ianao.
Satria mahatsapa hoe tsy mandroso mihitsy.
Ary mampidi-doza izany.
Satria ny projet mandreraka… dia projet mety hijanona.
Maro ireo chantier tsy mijanona noho ny tsy fisian’ny vola…
Fa noho ny havizanana sy fahakiviana.
Kivy ny olona.
Very fanantenana.
Avela hitarazoka ny asa.
Dia lasa ny taona maro…
Mbola tsy vita ihany ny trano.
Mandritra izany…
Ireo olona manana organisation sy fomba fiasa mazava kosa mahita ny fandrosoany.
Na miadana aza.
Fa hita maso.
Voafehy ny dingana rehetra.
Misy vokatra ny ezaka rehetra.
Ary manova zavatra betsaka izany.
Satria rehefa hitanao hoe mandroso ilay izy…
Dia mazoto hanohy ianao.
Tsotra ny marina :
Ny projet tsy voalamina tsara dia mandreraka anao.
Fa ny projet voaomana sy voarindra tsara kosa manosika anao hahavita azy hatramin’ny farany.
Ny fananganana trano dia tsy resaka vola ihany.
Fa resaka faharetana sy fandaminana koa.
🏡 Tongava tompon-trano moderne, tsy misy stress na improvisation.
Miaraka amin’ny solution « Rafaly by Construct», manorina villa moderne, pratique ary maharitra izahay :
✅ Efitra fatoriana 3
✅ Do**he 2
✅ Salon sy salle à manger
✅ Cuisine moderne
✅ Terrasse sy parking
📐 Velaran-trano : 110 m²
🧱 Finition tsara tarehy, matanjaka ary maharitra
⏳ Vita ao anatin’ny 2.5 mois ny gros oeuvre(manangana azy)
💳 Fandoavana mizara in-5 arakaraka ny fandrosoan’ny asa
🎯 Mila fanazavana fanampiny sa te hamandrika projet ?
📢 Te hahazo torohevitra sy opportunités momba ny construction.
📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
‎🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com
“Construire avec intégrité, bâtir pour l’avenir.”

29/05/2026

METY HOTSAHATRA NY TETIKASANAO ALOHANY MBOLA TSY MANOMBOKA

Ny fanorenana trano dia tsy manomboka eny amin’ny chantier…
Fa manomboka amin’ny fanomanana.
Ny tetikasa tsy voaomana tsara dia mety hiteraka :
• tsy fahampian’ny vola
• fijanonan’ny asa
• fahadisoana mandany vola
• fahataran’ny chantier
Alohan’ny hanorenana dia ilaina :
✅ plan mazava
✅ budget tena mifanaraka amin’ny zava-misy
✅ fandaminana tsara
✅ paikady mazava
Satria ny trano mahomby dia voaomana tsara alohan’ny kapoka angady voalohany.
👉 Aza miandry olana vao hanomboka handamina ny tetikasanao.
Mifandraisa aminay dieny izao ho an’ny torohevitra sy fanomanana matihanina.
📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
‎🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com
“Construire avec intégrité, bâtir pour l’avenir.”

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Ankirihiry Nord Toamasina I
Toamasina
501