Frip shop

Frip shop

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Frip shop, Clothing Store, Tanamakoa, Toamasina.

Photos from Frip shop's post 05/12/2024

Ela2 antsika zay e.
Vaky b***e drap housse antsika demain.
Tsara anie zany e😍
Aty tanamakoa ampitany sinoa be

Photos from Frip shop's post 12/10/2024

Mbola misy tsy matory ve antsika ato ?
Mbola misy hatrany ny sac antsika.
Mp ary ra misy tianao fa efa namboarina kely ny prix fa maika amaky vaovao

11/10/2024
11/10/2024

Alefako 14 000 ar ty
Iza no aka azy ?

11/10/2024

Atomboka antsika @ ty ary e...
Mety mpianatra na mitaiza kely. Tsara be ❤️
Prix : 16 000 ar
Point de vente : bazar tanamakoa

Photos from Frip shop's post 11/10/2024
07/10/2024

Misy an'ito cuir tsara be ❤️ ty koa anie le b***e poketra e.
Prix : 25 000 ar

07/10/2024

Mbola cuir hatrany
Prix : 25 000 ar

07/10/2024

Sac cuir andray ary ô.
Tena mafy tsara no maventy ❤️
Prix :25 000 ar

07/10/2024

Tsara tsara tsy lany ❤️
Prix : 20 000 ar

07/10/2024

Mbola misy isafidianana tsara ny poketra antsika.
Ty zao Gm alefako :15 000 ar

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Tanamakoa
Toamasina
501