Excellent course

Excellent course

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Excellent course, Education, TOAMASINA TanambaoV (Ampitany Pharmacie Ambintsoa), Toamasina.

🌟 EXCELLENT COURSE – EMPOWERING SKILLS, CREATING OPPORTUNITIES 🌟
Excellent Course is a professional training center dedicated to empowering individuals with practical skills and real opportunities for personal and career growth.
🇺🇲🇩🇪🇨🇵🖥️💻

17/03/2026

👉 Ireto karazana contractions ireto dia matetika manahirana antsika rehefa mihaino olona miteny American English.
👉 Matetika sahirana isika satria haingana ny fiteniny ary feno contractions.
❗ Fa ny marina dia tsy sarotra izy ireny.
👉 Fahazarana (practice) sy fanazaran-tena no tena fototra (base) Excellent course
Zamane

16/03/2026

fomba fiteny mahazatra ireo tompo Teny American Raha :
Mamaly fisaorana, fialantsiny Ary Misaotra🤗🤗🤗🇱🇷🇱🇷🇱?Eric Löveur Diãlôic Löveur Diãlô

15/03/2026

🎓 COURS D’ANGLAIS AMÉRICAIN À TOAMASINA 🇺🇸

📢 Samy asaina daholo ny mponina eto Toamasina sy ny manodidina!
Te hahay Anglais Américain ve ianao mba hanatsara ny fianaranao, hahazo asa tsara kokoa, na hifandray amin’ny olona maneran-tany?

✨ Excellent Course dia faly manolotra Cours d’Anglais Américain mahomby sy matihanina ho an’ny rehetra (débutant à avancé).

📚 Programme du cours :
✔️ Cours du jour sy cours du soir
✔️ Formation accélérée na formation normale
✔️ Fréquence : 5 fois par semaine
✔️ Séance : 1h30 par jour

🎯 Tombontsoa ho azonao :
✅ Méthode pratique pour parler l’anglais rapidement
✅ Prononciation américaine authentique
✅ Exercices, dialogues et pratiques réelles
✅ Orientation sy conseils après la formation (études, travail, opportunités)

👩‍🏫 Cours dirigé par un professeur expérimenté en anglais américain.

📍 Lieu : Toamasina, ankaiky Anjel Moto

📞 Contact :
034 96 082 19
037 65 777 78

📩 Raha liana ianao dia aza misalasala miantso na mandefa message privé raha mila fanazavana.

🚀 Mianara Anglais anio, sokafy ny varavaran’ny hoavinao!

15/03/2026

Join us and boost your American English skills🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷Eric Löveur Diãlô

12/03/2026

Suivez notre page 🙏

08/03/2026

💐 Happy Women’s Day to a wonderful woman! Your courage and kindness make the world a better place.

23/02/2026

🌟 Promotion GEZANI 🌟
Hoantsika vahoaka ny TOAMASINA sy manodidina,
Excellent Course dia manolotra fiofanana avo lenta ho anao maimaim-poana ny saran'ny fisoratana anarana.
Tombotsoa hoan'ny mpianatra izay mianatra ato aminay :
1. Formation Call Center GRATUIT (1 mois après formation)
- 2 semaines : Les tâches de conseiller client
- 1 semaine : Les différents tests
- 1 semaine : Réussir aux entretiens
2. Formation Serveur, Receptionist, Galley Stewart GRATUIT
3. Technique fiatrehana entretien (local & international)
Contact : 034 96 082 19 / 037 65 277 78
Toerana : Tanambao V, TELONOREFY mitsofoka

07/02/2026

ampianarinay anao ny Langue international+ bonus notion commerce international 🤗🇱🇷🇩🇪🇲🇫 tongava course

05/02/2026

Te hanatsara ny fahaizanao sy hanokatra varavarana ho amin’ny asa tsara kokoa ve ianao ? Tongasoa eto amin’ny Excellent Course, ivon-toeram-piofanana manolotra fampianarana matihanina sy mifantoka amin’ny PRAKTIKA 100%.

📚 FIOFANANA ATOLOTRA :🌍 Fianarana teny vahiny :
Français
– Anglais
– Allemand

💻 Informatique bureautique
📊 Comptabilité informatisée
🎧 Formation Call Center
👩‍🍳 Cuisine & Pâtisserie

✅ Fampianarana mazava sy arahina fanazaran-tena
✅ Fanomanana amin’ny tontolon’ny asa sy fandraharahana
✅ Niveaux A1 hatramin’ny C2
✅ Toerana voafetra – Kalitao no laharam-pahamehana

🚀 Ataovy dingana mankany amin’ny hoavinao ny fianarana !

Lieu : TanambaoV ankaiky Pont

📍 Toamasina📞 034 96 082 19 / 037 65 277 78

Photos from Excellent course's post 01/02/2026

EXCELLENT COURSE – CENTRE DE FORMATION

✨ American English for your professional future

🇺🇸 COURS D’ANGLAIS AMÉRICAIN
📅 Rentrée officielle : 09 février 2026
Te-hiteny anglisy amin’ny fomba matihanina sy maharitra ve ianao ?

👉 Eto amin’ny Excellent Course, ny fianarana dia pratique, professionnelle ary orientée emploi.

👨‍🏫 MPAMPIANATRA MATIHY & ARA-DALÀNA
✔ Professeur certifié
✔ Manana Licence en Commerce International
✔ Manana autorisation officielle d’enseigner
📌 Antoka ny kalitao sy ny vokatra azo tsapain-tanana.

🎯 AVANTAGES SPÉCIAUX (Inclus dans la formation)
✅ Formation Call Center
🎁 GRATUITE après formation
✅ Formation E-mailing professionnel
✅ Formation Receptionist & Serveur / Serveuse
✅ Culture entrepreneuriale
– Leadership
– Gestion & esprit d’entreprise
🎓 Stage GRATUIT
👉 Après vérification et validation

👥 HO AN’IZA ?
✔ Tanora sy mpianatra
✔ Mpitady asa
✔ Mpiasa te-hampitombo compétence
✔ Olona te-hamorona avenir professionnel

📍 Lieu : Tanambao V – en face Pharmacie
📞 Contact : 034 96 082 19 / 037 65 277 78
🚀 Inscription ouverte – places limitées !
📲 Contactez-nous dès maintenant !

27/01/2026

Hoantsika eto Tomasina !
Te ahafehy Teny Anglais American amin'ny fomba Miavaka sy mahomby ve?*

👉 *Excellent Course* no vahaolana
💼 *Te hiasa any ivelany ve?*
💼 *Te hiasa ETO an-toerana nefa karama tsy latsaka 500,000Ar?*

📘 *Cours : Anglais Américain*
⏰ *Fréquence : 5 fois par semaine*
📅 *Durée : 6 mois (2 mois par niveau + examen de validation)*
🗓️ *Date de rentrée : 4 février 2026 - 09 février 2026

🎯 *Karazana Cours :*
✅ *Cours du jour*
✅ *Cours du soir*
✅ *Cours spécial weekend*
✅ *Cours normal*
✅ *Cours accéléré*

🔥 *Tsy maintsy mahay raha mianatra aminay !*
👉 *Tongava fa voafetra ny toerana !*

📍 *Lieu : Tanambao V – en face Pharmacie Ambintsoa*moronarabe
📞 *Contact : 034 96 082 19 | 037 65 277 78*

✨ *Inona no tombony?*
✔ Mpampianatra mahay & traina
✔ Fomba fampianarana miavaka
✔ Fampiofanana *service client (call center, serveur, serveuse, receptionist)*
✔ Fanatontosana asa ahoan'ny mpianatra

🔥 *Midira an-tsehatra !* Ahafohy ny lalana mankany amin'ny fahombiazana ! 😊

📞 *Inscrivez-vous maintenant !*
034 96 082 19 | 037 65 277 78
📍 Tanambao V – moronarabe en face Pharmacie Ambinintsoa

🚀 *Transformez votre avenir en 6 mois !* 😊

Want your school to be the top-listed School/college in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

TOAMASINA TanambaoV (Ampitany Pharmacie Ambintsoa)
Toamasina
501