Mrs Rabariarivo
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mrs Rabariarivo, Pharmaceuticals, Sabotsy Namehana, Antananarivo.
04/03/2026
Bonsoir les Papas et les Mamans …
SAVON bébé marque Aiwibi - 7,500 Ariary
Afaka anasana loha, tarehy sy vatan’ny zazakelintsika.
Tsy manaikitra ny maso mazava ho azy 😍.
Na zaza vao teraka aza dia afaka ampiasana azy.
Fofony malefaka tsara 😍.
ny couche taille 1 à 3 efa misy ao amintsika avokoa 😍
NOUVEAU SHAMPOOING VATIKA
Tsara be sady vitsivitsy izy ato.
8,000 Ariary / iray.
afaka ampiasaina pour l’aisselle et le bikini.
Glossy Hair miaraka amin’ny Vatika Avocat 🥰😍
Tena mangirana be tsy misy toa izany ...
20,000 Ariary fotsiny ny 425 ml
Pour Peau Grasse et Acnéique 😍😍😍
Toa izao ilay couche piscine 3,500 Ariary.
Milamintsaina be mitondra azy milomano. Efa avy niroboka une heure io zaza-ako io.
Taille L 9 à 14kg io nanaovany io.
misy koa ny taille XL 12 à 17 kg.
Araraoty fa mafana ny andro Aiwibi Baby Care
17/02/2026
Pour accompagner les premiers pas de bébé avec douceur ... chaussettes antidérapante.
Pour 8 à 12 mois.
5,000 Ariary l’unité
17/02/2026
Chausettes Polaires pour bébé 12 mois +
Très bonne qualité 😍 matevina tsara.
4,000 Ariary l’unité ... 10,000 Ariary le lot de 3
Tena ilaina ny mikarakara ny tenanao.
Andramo kely anie amin’ireto produit anay ireto e … 😍
Tsy hitahita tato ato fa tena efa à deux doigts du Burn Out dia nanapak’hevitra ny haka pause kely mihitsy. Fa tena velombelona tsara …
Nanandrana an’ilay Shampoing Avocat aho tena tsara be. Volo maloto efa 7 jours aty aoriana mbola afaka hikimôlamôlana tsara.
Sans Parabène, sans huiles minérales et sans phtalates normales be raha malefa be ilay volo 😍😍😍
09/02/2026
à offrir ou à s’offrir … pourquoi pas?
Venez célébrer la St Valentin avec nos produits MASOALA et VATIKA parce que … vous le valez bien.
Asiantsika GRWM kely ve??? Tsotsotrament eny foana ...
Gel crème SENSIDERME spécial contour yeux 20,000 Ariary
Crème Antiride LONGOZA jour 23,000 Ariary
Bonnet Satin double face 8,000 Ariary
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Contact the practice
Telephone
Website
Address
Antananarivo
103