A.D.M
Association pour le Développement de Majunga
04/02/2026
Vola 30 tapitrisa ariary no natolotry ny filohan’ny fanavaozana ny repoblika hoan’ireo traboina rehetra eto amin’ny EPP Fiofio miampy vary iray gony isan-tokantrano ary kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavan'andro
Ambetiten’ny filoha hatrany ny fankaherezana ireo traboina izay notsidihany amin'izao voina mahazo azy ireo izao....Miisa 900 eo ireo traboina raisina an-tanana eto amin’ity toerana voatokana ity Fra Gile Following Andy Beauté Majunga Andy Perlot Andrianisainana
21/10/2025
𝗠𝗜𝗖𝗞𝗔Ë𝗟 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 : 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 𝗛𝗔𝗠𝗢𝗡𝗢, 𝗞𝗔 𝟮𝟴 𝗟𝗔𝗩𝗜𝗧𝗥𝗜𝗦𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗠𝗕𝗜𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗠𝗘𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗡𝗬
Anisany vaovao nanamarika ny androany ihany koa ny filazan'ny solombavambahoaka, Fidel Razara Pierre fa misy mikasa hamono ny filoham-panjakana Mickaël Randrianirina amin'izao fotoana izao, ka 28 Lavitrisa ny tambiny ho an'izay mahatanteraka io fikasana io.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Majunga