Pasteur Fahendrena

Pasteur Fahendrena

Share

#Rhema#Revival#67Ha
"NOUS SOMMES CHARISMATIQUE"

24/05/2026

🔥 PENTEKOSTA 🔥

🙏Io Ilay fotoana nanokafan'ny lanitra ny varavarana ho amin-kery.

🙏Tamin'ny pentekosta,ireo olona ordinaire dia lasa olona feno afo.
🙏Ireo feno tahotra lasa nanana courage .
🙏Ireo izay nalemy lasa mahery vaika.
🙏Ireo fiainana maina lasa toin'ny loharano velona

🔥Aoka ity pentekosta ity,hanamarika fiandohana vaovao eo amin'ny fiainanao
🔥Ny FANAHY MASINA anie handoro izay zavatra manakana ny anjara voatendrinao.
🔥Aoka ny afon'Andriamanitra hiditra ao an tranonao, fanambadianao,asa fanompoanao ary projet anao rehetra
🔥Amin'ity pentekosta ity,
🔥Hamangy anao ny lanitra
🔥Tapaka ny zioga rehetra
🔥Hisokatra ny varavarana rehetra
🔥Ary ny fiainanao dia ho lasa fijoroana vavolombelona ho amin'ny VONINAHITR'ANDRIAMANITRA.
🔥Ilay afo nilatsaka tao amin'ny efitrano ambony,hidina eo aminao ihany koa🔥
AMIN'NY ANARAN'I JESOSY 🔥

21/05/2026

Pentecôte 🔥🔥

21/05/2026

🔥INDRO, JESOSY HANAO ZAVA-BAOVAO 🔥

Alahady 24 MAI 2026 amin'ny 9h30/2h30
"Ny afon'NY FANAHY MASINA"

RHEMA 67HA ANKASINA

Photos from Pasteur Fahendrena's post 19/05/2026

🔥Ohabolana 16 : 3
" Ankino amin'ny Jéhovah ny asanao , dia ho lavorary izay Kasainao "🔥

🥰Ato amin'ny F&CAST Savony
🥰Izahay dia mivarotra:
- LIQUIDE VAISSELLE (en vrac sy mise en bouteille)
- SAVON DE MÉNAGE
- SAVON LESSIVE (en vrac sy mise en bouteille)
-SAVON DE BEAUTÉ
-SAVONETTE (Savony Manitra)

🥰Amin'ny sarany farak'izay mora, Mandrotra tsara sady Manitra ihany koa.

Mandray commande izahay Ary manome prix de gros.
Ary mandray revendeur 🥰
Manao livraison eraky Madagascar

🥰Ankoatran'ny maha pasteur dia manao asan'ny tanana ihany koa🥰
MP ou 0340944681

F&CAST savony
"Kanto ny madio"
SAVONY HOAN'NY DAHOLO BE

17/05/2026

"Indro,JESOSY hanao ZAVA-BAOVAO"

🙏Aza adino ny fotoanantsika manomboka amin'ity androany ity: "NEW SEASON,NEW LIFE" na hoe "VANIM-POTOANA VAOVAO,FIAINANA VAOVAO."
🔥 Mientanentana sahady ny amin'ny Zavatra ho ataon'NY FANAHY MASINA anio
🔥Tongavà maro fa Zavatra Mbola tsy hitan'ny maso,tsy ren'ny sofina no ho ataon'I JESOSY.
🔥 FIANGONANA RHEMA 67HA ANKASINA ampitan'ny solo 24 lalam-baovao rocade
🔥Amin'ny 9h30 ny anio maraina ary amin'ny 2h30 ny anio tolakandro

15/05/2026

No comment❌

15/05/2026

Soaking instrumental worship by Sony Daniel (zanako lahy)

Feon-kira Fiankohofana lalina sy entina hitadiavana an'NY FANAHY MASINA🔥🔥🔥🥰

Sady miarahaba an'i Sony Daniel ihany koa amin'izao tsingerintaona naterahany izao,hitombo hosotra hatrany ary ho ampiasain'I JESOSY ho lehilahy mahery🔥🔥🔥

15/05/2026

Fa ahoana kosa no kitihina ny fiangonana😱
Tsy mety kosa e

12/05/2026

Ato misy Zavatra mahasoa 🥰🔥🙏
Savon de beauté Sady Tonga dia naturel.
fans

12/05/2026

🔥🔥Indro,JESOSY hanao ZAVA-BAOVAO🔥🔥

🙏 Manomboka amin'ny Alahady ity fotoana mahafinaritra ity
🙏Maraina: 9h30 / hariva: 2h30
🙏Fotoana handrenesana Tenin'Andriamanitra sy fandraisana Hery
🙏 Tongava fa hiaraka HIDERA isika mba hidina ny fanatrehany ary hiankohoka lalina mba hiseho NY VONINAHINY
🙏 Fiangonana RHEMA REVIVAL 67HA ANKASINA enceinte Shalom ampitan'ny solo 24 lalam-baovao rocade
🙏Infoline: 0340944681/0321593590
🔥Any mihaona e❤️

Photos from Pasteur Fahendrena's post 10/05/2026

❌❌Tandremo❌❌

😱Ny kristianina raciste (mpanavakava bolon-koditra)dia tsisy toerana ho azy ao am-piangonana eny fa na dia ny paradisa aza mety tsy ho lovainy.
😱Satria ANDRIAMANITRA,JESOSY ary NY FANAHY MASINA dia tsy raciste.
😱Ka ny olona raciste dia tsy ho tafiditra amin'ny tontolon'Andriamanitra mihitsy.
❌Hitsiko ity teny ity,ny kristianina raciste dia mampatahotra ny fanahiny satria afaky ny ahavery azy mihitsy izany toetra ratsy izany.
😱Raha tsy ekenao io teniko io dia tongava saina dia mibebahà ary mianarà ilay fisainan'I KRISTY,tsy mpanavakava olona ary tsy manavakava-bolon koditra sy fihaviana.Satria tsy nisy olona nisafidy ny lokony,ny volony ary ny fihaviany fa Andriamanitra no nanao an'izany.
😱Everintsika ho zavatra bitika izany kanefa mety ahavery ny fanahinao Raha tsy hialanao.....
🥰🙏Sinon, Tahian'Jesosy hatrany anie isika rehetra dia tafio hatrany ny fisainan'I KRISTY mba ho potika ny fisainana ratsy sy toetra ratsy rehetra mety mbola tsy afakao.
🔥🥰Ary angataho hatrany ny vokatry ny FANAHY mba hanjaka ao anatinao ary hiseho ety ivelany,anaty aloha vao ivelany (tsy hypocrite koa anefa).
❤️🔥🥰Fa ny vokatry ny FANAHY dia FITIAVANA sns..........

❤️☺️Raha manaiky izany ianao dia aza adino mi-partage ary abonneo ny pejitsika [Pasteur Pasteur Fahendrena

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Ivato
Ivato