FvSakomangafm

FvSakomangafm

Share

Serasera tany sy trano vidina na hofaina

05/03/2021

ankizy 23 sy 19 taona mitady asa antrano kilasy mandry amin'ny karama 80 000a sy 100 000a..mp avy hatrany ho an'izay lina

Timeline photos 08/10/2017
Timeline photos 08/10/2017

Sivana telo handresena ny mpifosafosa
(Les trois passoires de SOCRATE)

Eo ihany ny mpifosa fa ilay izy henoina mihintsy no tena manimba zavatra sy mampiady matetika.

-A: Efa henonao ve ny zavatra nataon'ilay namanao iny?
-B: Mbola tsy henoko izany. Fa alohan'ilazanao azy amiko, misy sivana telo aloha ireto apetrako aminao.
-A: Sivana telo?
-B: ie, ilaina anie ny manisy sivana ny resaka tantarain'olona aminao é! Fa tsy izao zavatra rehetra resahin'olona izao no handeha ho henoina daoly!
Ireto ary ilay sivana telo:
Voalohany: Manana porofo ve ianao fa marina izany zavatra ho resahinao amiko izany?
-A: An an, henoko tamin'olona ilay izy.
-B: Faharoa: Zavatra tsara ve ilay izy?
-A: Zavatra ratsy aloha ilay izy é!
-B: Fahatelo: Zavatra tena ilaiko amin'ny fiainako ve ilay izy?
-A: Tsy hoe tena ilaina ka.
-B: Raha azoka tsara izany dia sady zavatra tsy mari-pototra ilay izy, no zavatra ratsy, no zavatra tsy mahasoa ahy akory!
Miala tsiny fa tsy afaka ny ihaino an'izany aho!

Ndao mba ezahantsika aparitaka be 'ndrindra ireto sivana telo ireto, satria mety hamonjy finamanana, fifankatiavana, tokantrano, fianakaviana maro raha toa ka mihena ny isan'ny olona mihaino ny mpifosa sy ny mpiditriditra amin'ny fiainan'ny hafa.
Dia aza adino koa fa tena toetran'satana ny miampanga.

Prenez la décision de pardonner 28/09/2017

Prenez la décision de pardonner Des gens mauvais, des menteurs, ouvrent leur bouche contre moi, ils parlent de moi pour dire des mensonges. Leurs paroles de haine m’entourent de tous côtés, et ils m’attaquent sans raison. J’ai de l’amitié pour eux. En échange, ils m’accusent, mais moi, je prie pour eux. Psaumes 109:2-4 Vous est-il...

Want your practice to be the top-listed Clinic in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ivato