Liverpool Fans - Madagascar
Liverpool Fans - Madagascar
Mpankafy ny Liverpool FC eto Madagasikara
You'll Never Walk Aloneπ΄.
14/08/2024
Raha amiko manokana dia ity no mpilalao milieux dΓ©fensif hitako mety amin-tsika amizao.
Mpilalao anisan'ny efa narahan'ny klioba maso akaiky izy teo aloha fa saingy nijanona izany rehefa nisafidy ny hiraharaha amin'i Martin Zubimendi ny mpitantana sy ny mpanazatra an-tsika, tsara raha miverina mijery sy hitodika aminy indray ny Klioba amizao.
π§β Ederson
π§π·β Teratany Brezilianina.
π―β Irakiraka piaro.
π
β 25 taona.
πβ Mpilalaon'ny Atalanta
π§ββοΈβ 1,82m
π΄.
14/08/2024
βοΈβ ππππΎπΌππ :
Liverpool dia nandefa tolotra ofisialy izay mitentina ho Β£35 tapitrisa mba hakana an'i Giorgi Mamardashvili any amin'ny Klioba Valencia.
Miandry ny fanapahan-kevitra ny Klioba Valencia sisa i Giorgi Mamardashvili dia ho mpilalaon-tsika.
π³π±β Teratany GΓ©orgie.
π―β Gardien de but.
π
β 23 taona.
πβ Mpilalaon'ny Valencia
π§ββοΈβ 1,99m
[]
π΄.
13/08/2024
π¨Ofisialyβ:
Efa voamarina fa efa mpilalao ny Brentford i FΓ‘bio Carvalho amizao.
Ny vidiny namotsoran'ny Klioba azy dia mitentina ho Β£27,5 tapitrisa eo ho eo.
Mirarisoa sy misaotra betsaka an'i Fabio Carvalho tamin'ny zava-bitany tamin'ny Kliobaπ΄π.
[Β© Fabrizio Romano]
π΄.
13/08/2024
βοΈβ ππππΎπΌππ :
Ny Liverpool dia mbola anatin'ny mandinika tsara ny fotoana hanasoniavana an'i Giorgi Mamardashvili avy any amin'ny Klioba ny Valencia amizao fotoana izao.
Mieritreritra manko ny Klioba hoe ho vidiana izy dia avy eo alefa atao indrana mandritra ny taom-pilalaovana ity satria i Alisson becker dia voalaza fa mbola hijanona ao amin'ny Klioba mandritra ity taom-pilalaovana vaovao ity.
Tsy mbola misy anefa ny fanapahan-kevitra noraisina fa mbola mitohy hatrany ny fifampiresahana amizao fotoana izao, ary mitentina eo amin'ny Β£30 tapitrisa eo ny vola angatahan'ny Klioba ny Valencia mba hamotsorana azy.
Marihana fa Giorgi Mamardashvili dia maniry ny hifindra sy hilalao ao amin'ny Liverpool.
π³π±β Teratany GΓ©orgie.
π―β Gardien de but.
π
β 23 taona.
πβ Mpilalaon'ny Valencia
[Β© Fabrizio Romano]
π΄.
13/08/2024
βοΈβ ππππΎπΌππ :
βTsy marina ny vaovao miparika fa hifindra any amin'ny Manchester City i Luis Diaz.
βNy Klioba ny Liverpool sy Manchester City dia samy mandΓ fa tsy misy io fifanarahana ho an'i Luis Diaz io taorian'ny vaovao bedebe niparitaka.
Tsy mikasa ny hivarotra an'i Luis Diaz i Liverpool ary manantena isika fa hijanona ao amin'ny Klioba izy.
[Β© Fabrizio Romano]
π΄.
13/08/2024
π¨ππππΎπΌππβοΈ:
Na dia vonona ny handoa ny "clause libΓ©ratoire" an'i Martin Zubimendi any amin'ny Klioba Real Sociedad ary isika dia nolavin'i MartΓn Zubimendi ny tolotra nomen'ny Liverpool azy.
Marihina fa tsara kokoa ny tolotra fifanarahana vaovao naroson'ny Klioba Real Sociedad ho an'i Martin Zubimendi manoloana ny tolotra nomen'ny Liverpool azy.
[Β©Fabrizio Romano]
π΄.
12/08/2024
Salama daholy isika mpankafy Liverpool izay manaraka ny pejy atoπ΄. Mialatsiny raha somary tsy hita nandritra ny fotoana fohy ny tenako satria mba niala sasatra kely aloha fa tapitra ny taom-pilalaovana teo aloha, manomboka rahampitso isika no hiverina handefa vaovao ato indray koa manasa nareo tsy hiala lavitra ny pejy intsony satria efa hanomboka indray ny fifaninanana ho any taom-pilalaovana vaovao.
Mankasitraka an-tsika rehetraπ.
You'll Never Walk Aloneπ΄.
π΄.
07/04/2024
βΈοΈβ πππ½πΈβπΈβπΈ βπ ππΈππΈO
Nifarana tamin'ny isa 2-2 ny lalao izay nifanandramana tamin'ny Manchester United izay lalao faha 31 ao aminin'ny Premier
Izay baolina matin'i Diazβ½, Salah β½π
π΄.
07/04/2024
βΆοΈβ πππ
πππ πππΌππππΌππ.
Composition hoan'ny ekipantsika avy eo :
πβ Premier ligue
πβ Manchester United
ποΈβ Old traford
π
β 07 Aprily 2024
ββ 17h30 - heure Γ Mada π²π¬
Manantena fahombiazana foana isika π.
π΄.
07/04/2024
βΆοΈβ ππΌππΌπππππππΌ πΌπππ:
Hanafika an'i Manchester united indray ny ekipatsika anio 07 Aprily, izay lalao faha 31 ao amin'ny Premier ligue :
π β Premier ligue
π β Manchester United
ποΈ β Old traford
β±οΈ β 17h30 - heure Mada π²π¬
π₯οΈ β Canal + sport 3
π΄.
04/04/2024
β πππ½πΈβπΈβπΈ βπ ππΈππΈO
Naresy tamin'ny isa 3-1 isika tamin'ny lalao izay nifanandramana tamin'ny Sheffield izay lalao faha 30 ao aminin'ny Premier
Izay baolina matin'i Nunezβ½, McAllister β½,Gakpoβ½π
π΄.
04/04/2024
Mi-temps Liverpool vs Sheffield π
YNWAππ₯
Click here to claim your Sponsored Listing.