MOFO Raitra Andrainjato
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MOFO Raitra Andrainjato, Wholesale Bakery, Ankihady Andrainjato, Fianarantsoa.
03/03/2026
SALAMA DAHOLO ISIKA.
miaraka amin'ny m**o raitra; afa-po amin'ny hatsarany;
efa hoavy ihany koa ireo vokatra vaovao maro be;;
araho tsy tapaka ny pejy.
Koa aza misalasala ary manjifa ny M**O RAITRA! ety Andrainjato
20/02/2026
NY TSARA TSY MAMITAKA!
AZA MISALASALA
20/02/2026
TONGAVA MAKA NY ANJARANAO,
BOULANGERIE ANDRAINJATO
19/02/2026
Miarahaba antsika rehetra.
Faly mampahafantatra antsika fa misokatra ho antsika eto Fianarantsoa ny M**O RAITRA ety Andrainjato, koa aza misalasala manatona na mandefa hafatra miafina fa ho afa-po tokoa ianao!.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Fianarantsoa