Pety Rakotoniaina
Page officielle de Pety Rakotoniaina. Député de Madagascar élu à Ikalamavony.
Fanehoan-kevitra mikasika ireo olana fototra mikasika fahasalamana, ny jiro sy rano ary ny fambolena sy fiompiana.
Nampatsiahy ny asan’ny Solombavambahoaka andriamatoa Pety Rakotoniaina omaly raha nitafa tamin’ny mpanao gazety.
Miarahaba antsika rehetra, inty ny pejy ofisialy ny solombavam-bahoaka Pety Rakotoniaina izay voafidy tao Ikalamavony. Ampiasaina ahafahana mifandray sy mifanerasera amintsika vahoaka fa araho tsy tapaka ny pejy.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
301