EKA LEKA
« L’amour propre de la couleur locale …». EKA LEKA
20/09/2023
📣 Ao anatin'ny fankalazana ny faha 50 taona n'y Culture hip-hop dia misy ny hetsika iray izay karakarain'ny EKA LEKA Sy KOLOTSAINA MAINTY eto Fianarantsoa (Chaudière ) ny zoma 29 Sept ho avy izao .
Tongava maro fa misy fanomezana ho zaraina ho an'ireo 30 tonga voalohany 🎁.
29/04/2023
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra.Misokatra ho antsika ny EKA LEKA STORE Ampasambazaha Fianarantsoa tontolo andron'ny Asabotsy ity.
22/04/2023
Disponible de suite Chez EKA LEKA STORE Ampasambazaha Fianarantsoa.
21/04/2023
"Malakilaky"
Efa azo jifaina eto @ pejy na koa ao @ EKA LEKA STORE Ampasambazaha ity modèle iray ity.
21/04/2023
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra .Misokatra ho antsika hatrany ny EKA LEKA STORE Ampasambazaha Fianarantsoa.
Toerana tokana ahitana ireo vokatra EKA LEKA Ary ahitana Tee-shirt maro isankarzany hafa ihany koa.
Manao ihany koa personnalisation Tee-shirt,Polo .... amin'ny kalitao tena tsara ary amin'ny sarany mety @ rehetra.
www.ekaleka.mg
☎️ 034 84 793 68 .
18/03/2023
**** NOUVELLE COLLECTION ****
"MALAKILAKY " by EKA LEKA
Couleur : Rouge-Noir-Jaune.
Prix : 35 000 Ariary.
Possibilité de livraison partout à Madagascar !
www.ekaleka.mg
Contact: 0348479368
04/03/2023
Malakilaky sao tara 🚚🏇🏎️🏃🏍️!
Modèle vaovao misy karazany loko Telo ( Mavo,Mena,Mainty) ary misy @ taille rehetra.
Afaka jifainao eto @ pejy ho antsika any alavitra ary efa afaka jerena ao EKA LEKA STORE Ampasambazaha ho antsika eto Fianarantsoa @ vidiny 35 000 Ariary.
☎️+261348479368
www.ekaleka.mg
03/03/2023
Hanomezana fahafahampo antsika mpanjifa dia ankoatra ireo vokatra EKA LEKA dia azo jifaina eto @ pejy na ao Eka Leka Store Ampasambazaha Fianarantsoa ireto vokatra ireto .
26/02/2023
Ankoatran'ireo vokatra EKA LEKA dia efa afaka jifaina ao @ EKA LEKA STORE Ampasambazaha na na eto @ pejy ireto vokatra manaraka ireto @ vidiny 35 000 Ar.
www.ekaleka.mg
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301