Fruity Go
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fruity Go, Health/Beauty, Fianarantsoa.
Jus-Smoothie-Milkshake-Salade du fruits 🍏🍇🥥🥑🍓🍌🥭🍊🍉🍍🍋🟩🍐🥕🍧🍹
100% Naturel & Fresh 🍸
📍Fianarantsoa
📌Livraison Possible ✅
📞0382301348
Fruity Go 🍹 Fraîcheur à chaque gorgée 🎀
09/05/2026
Azafady fa tara kely oh 🥹❤️
Ireto no gagnant tamin'ilay Jeu nataontsika Anh 😌🥰
Ariva2 kely any ny livraison Anh 😎❤️
Mankasitraka tamin'ny fandraisana anjara 🥰
07/05/2026
🍕🍟Ndao Ary hasiana lalao kely ato eh 🌮🍹
Ko satria tsy hijanona amin'ny Fruit ihany isika ato fa Hasina-tsika sakafo isakan-karazany koa ato dia Misy zavatra tianay handramanareo zay ato 😅❤️
Misy box ana Sakafo zay any @ sabotsy livré-ko any aminareo Ary ireto daholo ny ao anatiny : 2 Morceau de Pizza🍕 ,1 sandwich🌮 ,Jus naturel 1🍹 ,Pakopako sy brochette 🫓🍢Ary frite ray 🍟
•📌Ny laharana volohany no mahazo an'izy rehetra 😎
•Ny faharoa Misafidy anaky 4 Amin' ireo
• Ary ny fahateo misafidy anaky roa 🫨
Condition 👉❌Tsy maintsy abonné ato amin'ny pejy ianao 😌❤️❌
Soraty ao amin'ny commentaire oe **Je participe ** dia izay betsaka réaction indrindra no mahazo azy 🫡🥰
Samedi après midi ny livraison 🫵🏻❤️
Ndao Ary 🥰
13/02/2026
Ankoatran'ny salade de fruits koa an dia Disponible ato amin'ny Fruity Go koa ny Milkshake 🥰🍧
Mmmmmm C'est délicieux 😂😍
Commandio mihintsy izay tinao 👌✅
Andramo Ka zahao fa ho hitanao ny tsirony 👌❤️
12/02/2026
📍Sokafan-tsika amin'ny fomba mihaja ity zavatra mahafinaritra sady mitondra fahasalamàna ity 🍹
Ka ahoana ?Tsy Aleo Tonga dia mividy an'ilay Efa vonona sady 5 fruits izy ty ❤️
✅Afaka misafidy ny fruits hatao ao ianao (mampiasa mialoha an'izay fruits dispo fotsiny aho )😍
2500 ar fotsiny dia efa mihinana an'ireto an 🥰
Fruit aloha no vita fa misy :Smoothie ,Milkshake Sy Jus naturel ihany koa an 😁🥰
Dia Alefaso ny commande fa Aia koa ro hahita 🥰
📍Fianarantsoa
✅Livraison possible
Asian-tsika jeu fa aza miala alavitra 👌🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.