Mode By Elles
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mode By Elles, Entrepreneur, Fianarantsoa.
... Q u e d e s P é p i t e s - Mode by Elles 🌺
Compte perso pour commander :
Henintsoa Rakotoarisoa et Miora Rakotoarisoa ❤️
Whatsapp : +261 34 44 550 66 ♥️
Mahatonga en provenance de Dubaï ihany koa isika amin'ny herinandro ambony, afaka manao commande dieny izao fa be dia be ny nouveauté ao ♥️♥️♥️
📲 +261 34 44 550 66
Mode By Elles 🌺
Izay hanafatra produits rehetra , amin'ny semaine ambony isika mahatonga arrivage be dia be ho an'izay tsy nahazo farany teo ♥️
Mp raha hanao commande ❗
📲 +261 34 44 550 66
Mode By Elles 🌺
25/03/2026
Rahampitso ny farany fandraisana commande chemise personnalisé ohatr'izao anh ❤️
Afaka soloina ny motif fa tsy voatery cerise 🍒 , afaka atao fleur na coeur izay tianareo ♥️❗
Afaka misafidy couleur ihany koa fa tsy voatery ho blanche ♥️
Mp pour commander ❗
📲 +261 34 44 550 66
Mode By Elles 🌺
Ity resaka entrepreneuriat ity angamba no zavatra mandrera-tsaina indrindra 😂 Atao mamizaka, tsy atao ilay izy tianao 😂
Fa dia nandalovana tato daholo ny rehetra fa mbola mijoro Mode By Elles keeely sady mbola hijoro foana 🥹
Miverina mandray amin'izay isika rankizy ♥️
Nohon'ny antony tsy azo anoharana sy tsy miankina aminay dia tsy maintsy ajanona Kely vetivety aloha ny fandraisana 🥹
Ny commande efa voaray talohan'ny androany rehetra efa an-dalam-pikarakarana azy izahay ♥️♥️
Mandray foana kosa isika ho an'ny ☺️
Ho an'izay mbola tsy mahay mitady sy mijery articles dia afaka mandefa mp fa atoronay 🫶🫶
Merci beaucoup pour votre compréhension 🙏🩷
- Mode By Elles
📞 +261 34 44 550 66 ❗
Miverina mandray commande produits Dove ihany koa isika 🩷
Disponible daholo ireo anaty vidéo ireo 🤗
Alefaso ny commande arany 🩷🩷
- Mode By Elles
📞 +261 34 44 550 66
16/03/2026
Hellooooow les Chewwwiiiiies 🥰
Look par Mode By Elles 🥰🥰
Sac à épaule LV - Lunettes - Boucles d'oreilles - Chemise motif cerise 🍒 🤍
Mankasitraka Mme FIVAZA Valisoa Andrianina de nous faire confiance 😛♥️♥️
Passez vos commandes aussi les filles , manana chemise à motif cerise de toute taille isika 🥹🍒🍒
Mirary soa ny vehivavy rehetra ato amin'ny Pejy 🌺🩷
Tadidio fa mafy isika 🩷🩷
12/02/2026
Mbola disponible ihany koa ny savon Dove, 190g ny antsika, lehibe tsara sady mateza no mandroatra, ny fofony tena aoka fotsiny 🤤❗❗🌹
12/02/2026
ARRIVAGE PARFUM SMART ORIGINAL EN PROVENANCE DE DUBAI ♥️♥️
Tena afaka atao cadeau Saint Valentin tsara satria misy pour Homme et Femme 🤤✨
Alefaso ny commande fa livraison rahampitso daholo daholo 🌹🌹
❗ Raha commande Shein dia tsy mandray intsony raha ilainareo amin'ny Sabotsy ❗
11/02/2026
Hellooooow 🫶
Mba jerena tsara moa ity conditions de vente ityyyy sivouplait izay vao manao commande iiiiih 🥹
Kouny annhh ? ♥️
Bisooouuus bee 😘😘😘
Efa hainareo ity fa misy vahiny betsaka ato dia ezahintsika ampahafantarina ihany ♥️♥️
03/02/2026
ity 😂
Sady gourde no afaka asiana téléphone, mety be ho an'ny olona sportif 😝😝
🌺
Click here to claim your Sponsored Listing.