EAT-R
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EAT-R, Fianarantsoa.
03/06/2026
Miarahaba ny reny rehetra nahatratra ny Fety an'io💞 ! ny Fasoavana hatrany no hirotsaka amin'ny Neny tsirairay💞 .
ity Horon-tsary fohy ity dia anisany "coup de coeur" satria alavitra ny zanany vavy ka Tsy afaka nihaona @ reniny amizao fety izao ka nadefa "surprise" mafatifaty kely t@ alalan'ny " money cake" tato @ EATR, tena faly izy Ary tsy napoiziny lay izy ☺️🥰 .
Mankasitraka hatrany @ fahatokisana anay ato @ EATR.
13/04/2026
😋🍓🍓🍇
11/04/2026
oeuf de pâques 😋😋🐣🐰
Chocolat 🍫 artisanal
mankasitraka hatrany 🥰
09/04/2026
🍰🎂
26/03/2026
cookies de pâques
☘️afaka atao fanomezana
☘️afaka atao tsakitsaky .....
tongava ao @ mp raha hi- commande !
📱 034 80 535 78
📍 Livraison possible
Click here to claim your Sponsored Listing.