RA serinity Service
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RA serinity Service, Computers & Internet Website, Isada, Fianarantsoa.
Salama iaby isika eto Fianarantsoa
Mandray asa resaka informatique rehetra ny tenanay
-bureautique (mise en page, saisie, etc…)
-Maintenance (Reparation Pc, réinstallation Système pc, configuration etc..)
-na ihany koa resaka media aza misalasala miresaka Salama iaby isika eto Fianarantsoa
Mandray asa resaka informatique rehetra ny tenanay
-bureautique (mise en page, saisie, etc…)
-Maintenance (Re
10/05/2026
🌐✨ Salama aby eh 🥰 !
Liana amin'ny resaka "Développement Web" ve ianao nefa mbola tsy mahafantatra hoe aiza no hanombohana azy ?
Aza manahy fa vonona hanampy anao izahay ato amin’ny RA serinity Service 👨💻🔥
📚 Cours pratiques en Développement Web no atolotray ho anao :
✅ Fampianarana tsikelikely momba ny HTML & CSS, JavaScript ary ny installations rehetra ilaina
✅ Fanazavana mazava sy pratique 100%
✅ Tsy avelanay raha tsy tena mahay 💪
✅ Misy documents sy connexion internet azo ampiasaina
✅ Mety ho an’ny débutants sy izay te hanatsara ny fahaizany
🗓️ Isaky ny sabotsy folakandro sy alahady folakandro (14h) no fanaovana ny cours.
📍 Toerana : ISADA Fianarantsoa, akaikin’ny fiangonana Adventiste
🔥 Aza tara fa voafetra ny toerana !
📩 Raha liana ianao dia mandefasa MP amin’ny page
📞 Na antsoy mivantana :
034 93 482 00
038 90 732 16
🌐✨ Bonjour à tous 🥰 !
Vous êtes intéressé pour le "Développement Web", mais vous ne savez pas par où commencer ?
Ne vous inquiétez pas, nous sommes là pour vous accompagner au sein de RA serinity Service 👨💻🔥
📚 Nous vous proposons une formation pratique en développement web :
✅ Apprentissage progressif de HTML & CSS, JavaScript et des installations nécessaires
✅ Cours clairs et 100% pratiques
✅ Accompagnement jusqu’à la maîtrise 💪
✅ Documents et connexion internet disponibles
✅ Formation adaptée aux débutants et à ceux qui veulent améliorer leurs compétences
🗓️ Cours : tous les samedis après-midi et dimanches après-midi
📍 Lieu : ISADA Fianarantsoa, à côté de l’église Adventiste
🔥 Les places sont limitées, ne tardez pas !
📩 Intéressé(e) ? Envoyez-nous un message privé sur la page
📞 Ou contactez-nous directement :
034 93 482 00
038 90 732 16
🚀 Apprenez le développement web dès maintenant et ouvrez-vous de nouvelles opportunités professionnelles !
18/02/2026
Anna Fanjava
08/10/2025
Ho antsika izay anatin'ny Fanaovana mémoire sy slide(Power point) ka somary sahirana Kely aza misalasala mandefa MP na miantso mivantana anay 🥰🙏
RA serinity Service
ENI - École Nationale d'Informatique
ENI Ofisialy Association des Étudiants de l'Ecole Nationale d'Informatique - UF
EMIT Fort-Dauphin Association des Etudiants EMIT, Université de Fianarantsoa Université de Fianarantsoa Andrainjato Faculté DEGSS Université-Fianarantsoa Ofisialy Faculté des Sciences-Université de Fianarantsoa
02/09/2025
Avec Tadygitar Melody – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉
22/08/2025
Carte des visites mamikely 🤤
Aza misalasala ry reto an ,,RA serinity Service vonona hanome fahafaham-po ho antsika araka ny modèle tiantsika, afaka manao proposition ihany koa izahay . Amin'ny vidiny 200 ar-500 ar monja ny manao cartes des visites ato aminay ❤️
Misaotra Amin'ny fahatokisana Mr Princy ☺️
Photo réel sur commentaire 😍
Machine Fanaovana massage ho an'ny Lamosina, de tongotra, Ary ny Loha ihany koa 😍
Chargable Ary portable , mety amin'ny rehetra ♥️🔌
Réglable ✅
Disponible Fianarantsoa mandefa any ihan koa zahay ✅.
aza misalasala mandefa MP pour plus d'informations ☺️
19/08/2025
Banderole réalisée par RA serinity Service 🎉
Vous souhaitez concevoir une banderole complète, personnalisée selon vos attentes ?
N’hésitez pas à nous envoyer un message privé ou à nous contacter directement au 038 08 089 20.
RA Serinity Service – Donnons vie à vos idées visuelles ! ♥️
Banderole izay vitanay ato amin'ny RA serinity Service 🎉
Ho anao izay hampanamboatra banderole na conception fotsiny na miaraka amin'ny impression dia aza misalasala mandefa message privé na miantso anay mivantana Amin'ny 038 08 089 20. ♥️
11/08/2025
Speaker Tamtam.
Amidy mora bé, dispo Fianarantsoa mandefa ihan koa.
Prix mp
11/08/2025
Machine Fanaovana massage ho an'ny Lamosina, de tongotra, Ary ny Loha ihany koa 😍
Chargable Ary portable , mety amin'ny rehetra ♥️🔌
Réglable ✅
Disponible Fianarantsoa mandefa any ihan koa zahay ✅.
aza misalasala mandefa MP pour plus d'informations ☺️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301