MCS Entertainment
Photography & Filmmaker (Couverture des évènements, Réalisation audio visuel, Conception graphique)
08/04/2026
🎉 Arahabaina ! 🏆
Ianao no mpandresy lehibe tamin’ny JEU CONCOURS SHOOTING GRATUIT 📸
Voahajanao avokoa ny fepetra rehetra : efa abonné amin'ny page, naneho commentaire, nanao partage, ary ny commentaire-nao no nahazo "J’adore" betsaka indrindra ❤️
Noho izany dia mahazo shooting photo GRATUIT atolotry ny MCS Entertainment ianao. Misaotra an'ireo rehetra zay nandray anjara!
Misaotra tamin’ny fandraisanao anjara sy ny fanohananao ny pejy Jedy Ramaroson
08/04/2026
🙌Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy, mifarana anio amin'ny 06H hariva ny JEU CONCOURS SHOOTING tsika , ary amin'io ihany koa no amoahana ny resultat ❤️📣, malaky fa mbola tsy tara!
❗️Verifieo tsara ireo conditions rehetra napetraka mba tsy ho hisy tavela
Abonnéo hatrany ny pejy🙏
02/04/2026
JEU CONCOURS - SHOOTING GRATUIT 📸
Te hanao shooting pro ve ianao ? MCS Entertainment manome shooting photo GRATUIT ho an’olona iray 😍
👉 Pour participer :
✅ Abonnéo ny page "MCS Entertainment"
✅ Asio j'adore ity publication ity
✅ Commenteo hoe: " MCS Intertainment " mentionnéo ny namana!
✅ Partageo en mode public
💖 Izay commentaire mahazo "J’adore" betsaka indrindra no mandresy !
⏳ Durée : 1 semaine
📍 Lieu : Fianarantsoa
🏆 Annoncé eto amin'ny page ny résultats amin'ny (Mercredi 08 Avril)
Bonne chance daholo !
BOULAGERIE ET BISCUITERIE D’AMPIBANJINANA
🏢FIANARANTSOA, TERRE D'OPPORTUNITE ET INDUSTRIELLE🏭
LABORATOIRE PLANTE ET SANTE : Recherche et production de médicament.
Interview N° 01 : Sœur RASOLOHERY Claudine Aimée
29/04/2025
🩵MISS ET MISTER EMIT 2025 🩵
Partie IV EmiHôtesse MCS Entertainment
28/04/2025
🩵MISS ET MISTER EMIT 2025 🩵
Partie III EmiHôtesse MCS Entertainment
27/04/2025
🩵MISS ET MISTER EMIT 2025 🩵
Partie II EmiHôtesse MCS Entertainment
27/04/2025
🩵MISS ET MISTER EMIT 2025 🩵
Partie I MCS Entertainment EmiHôtesse
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Address
301