DOCU PACES
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DOCU PACES, Shopping & retail, UNIVERSITร d'ANDRAINJATO, Fianarantsoa.
22/04/2026
๐๐๐๐ฌ ๐๐ข๐๐ข๐ก'๐ก๐ฌ ๐๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ฃ๐๐๐๐ฆ
1๏ธโฃMILA FAHAVONONANA
2๏ธโฃMILA MAZOTO MIANATRA LESONA
3๏ธโฃMILA VONONA HIARI-TORY
4๏ธโฃMILA MAHAFOHA MARAINA MANENJIKA PLACE
5๏ธโฃMILA AJANONA IREO FIALAMBOLY NAHAZATRA TALOHA
6๏ธโฃMILA TSY MARO NAMANA FA TSY TSARA MANANA NAMANA BETSAKA NY MIATRIKA CONCOURS
7๏ธโฃ MILA ZATRA MAHITA QCM SY IREO SUJET TANY ALOHA (๐ ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐)
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/
8๏ธโฃMILA MAHAY MANDRAY NOTE REHEFA ANY AN-DAKILASY
9๏ธโฃMILA MAHAY MIKIRAKIRA INTERNET SY GEMINI MBA HAHAIZANA MAMENO IREO LESONA BANGA
๐ARY FARANY SADY TENA GOAVANA, MILA MIVAVAKA (๐๐ป๐ธ๐ถ๐ป๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ณ๐ฎ ๐๐ผ๐ฐ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ถ๐๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ)
๐ฐ๐ต๐๐ ๐๐๐ข๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ฆ ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ด๐ถ๐ธ๐ 2026
06/04/2026
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐ฐRaha tianao ho hita ny endriky ny fanontaniana QCM any
Aza misalasala mandefa MP
05/03/2026
โ ๏ธ TOROHEVITRA PACES
1- ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ผ๐ถ๐๐ฎ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐น๐ฒ๐๐ผ๐ป๐ฎ
(Raha ny tokony ho izy dia tsisy fotoana hahafahanao manao plaisir hafa mintsy raha te ho tafavoaka PACES zany fa zay temp libre tonga dia ianarana)
2- ๐ ๐ถ๐ฒ๐๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐ป'๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ ๐๐๐ท๐ฒ๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ต๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐ฏ๐ฒ๐๐๐ฎ๐ธ๐ฎ
(Ny question d'examen matetika zay zavatra tena important, ka tsara raha manana ireny sujet tany aloha ireny satria itanao eo zay question matetika miverimberina nifandimby tao anaty taona maro nifanesy.
Zahay manana fa somary vitsivitsy kanefa raha mahaliana anao ihany dia ato ny lien hahafahana mifampiresaka aminay
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl
3- ๐ ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎฬ๐๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ
(Araka ny etude nataon'ny manampahaizana dia bebe kokoa ny mรฉmorisation par rapport ny mamaky fotsiny.
En plus mijanona ho fiche ho anao ilay nosoratana fa tsy ariana)
4- ๐ ๐ถ๐ฒ๐๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐ฝ๐ต๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ ๐น๐ฒ๐๐ผ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐น๐ฎ๐๐ฎ ๐ฝ๐ต๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ ๐ป๐ผ๐ณ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ
(Eto somary sarosarotra fa rehefa zatra dia tena mandeha hoazy
Aza mitadidy tsianjery ny phrase ao anaty cahier zany mihintsy, ny antony dia tsotra : Ny fianarana lesona dia mitovy @ rehefa misy olona mitantara zavatra aminao. Ka ts ho tadidinao izany velively ny phrase navoakany t@ nitantara ilay zavatra fa tonga dia zay traduction voarain'ny sainao, iny no mipetraka ary tadidy foana. Dia otr'zany koa ny atao rehefa mianatra io lesona io. Avadio zay hazahoanao azy ny tian'ny lesona ambara)
5- ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐๐๐ฒ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐น๐ฒ๐๐ผ๐ป๐ฎ
(Pause 20 na 30min + fisotroana rano rehefa tena mahatsapa fa saturรฉ: iny mamerina ny concentration nao)
Rehefa mahatsapa hoe tsisy miditra tsony ny lesona ianarana d aza forcena be fa manaova pause aloha, mila pause zay ny saina ny dikan'iny
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl
ยฎ
24/02/2026
โ ๏ธ| ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ 2026 |โ ๏ธ
Hiezaka hanome conseil vitsivitsy ho anareo zandry vao hiditra.
***๐
๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐***
PACES (Premiรจre Annรฉe Commune des Etudes de la Santรฉ)
Ny rythme dia mianatra maraina sy ariva
Ary hatreto ny fidirana en L2 dia concours ๐
Jerena ny moyenne ka izay tsara moyenne tafiditra anaty NUMERUS CLOSUS volohany no afaka, iny ndray arakaraky ny facultรฉ misy anao (exemple : 100)
___________________x_____________________
***๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐***
โ
Samy manana ny azy ny fomba fianarana, ny mety amin'ny hafa tsy voatery mety aminao.
โ
Tsy mahazo matory mihoatra ny 4H hono ๐
: tsy marina, disoiko avy hatrany, tsy ny fiaretantory no zava-dehibe raha ao fa voalohany mahaiza mitady hoe aiza ka hatraiza ny concentration-nao no mipetraka tsara. Mรชme na ianatra 15min/jour, rehefa zay no mahatombina tsara ny concentration d zay atao, fa tsy hampijaly tena ianatra lava nefa tsisy retenu akory ๐ซ Manao PAUSE KELY rehefa manomboka tsisy comprehension fa saturรฉ zay ny cerveau ny dikan'iny.
โ
Marina fa samy manana ny fianarany fa conseil avy aty amiko, tsaratsara raha manoratra mandray stylo sy bout de papier, misy mรฉmorisation bebe kokoa en ecriture (80%) pa rapport (20%), d en plus d'avantage mijanona fiche de resumรฉ ho anao lay nosoratana aprรจs.
โ
Ankoatra ny mianatra leรงon d mikotrana mitraite QCM fรดna, Au moins mba QCM iray isaky ny alohan'ny atory.
Mandefa MP ato raha itady QCM
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl
__________________x___________________
***๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐***
โ
Ataoko Voalohany ity, aza adino ny MIVAVAKA, fantatrareo tsara fa ny asa fitsaboana dia vocation, ka iza ary ny vocateur ?? iza no tompon'ny lahatra d iza no tompon'ny tendry !?
Donc, ankino .
Imagineo mpianatra an-jatony maro nareo no miaraka ao, mba ts itenenako hoe an-drivony, ary samy mahay sy intelligent daholo (mention trรจs bien sy bien farany ambany)
Donc, c'est vraiment, vraiment un combat ultime ๐ฅ
โ
Faharoa, Ity tena nahitana fahombiazana d zaraiko: Miezaha mitady ireny sujets d'examen efa nandeha ireny zatra sujet d'examen ny masonareo, indrindra ho anareo PASSANTS, otrany hoe zavatra kely tsisy dikany nefa tena important zay.
Zavatra tsapa hatr@ zay fa ny redoublant fรดna no tena betsaka mi-passe L2
Ts nohon'ny fahaizan'ireo redoublant lรดtra ny mahatonga an'zay fa noho izy ireo efa zatra nahita QCM sy ny endriky ny fanontaniana any , d mora fรดna hoazy ny examen rehefa avy eo.
Ato lien misy QCM be dia be
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl
โ
Dia mila mifantoka amin'ilay fianarana
Zany oe tsy maintsy atao ze ahafahana azy fa tsy oe sady anao mรฉdecine nefa mbola anao filiรจre hafa koa.
โ
Misy mieritreritra koa hoe tsara raha mpinamana miaraka mianatra, Disoiko avy hatrany fa tsy efficace tompoko raha ao , satria araka ny voalaza teo ambony hoe samy manana ny mรฉthode fianarany io, sady presque lany -be ny ftona rhf manao travail ensemble.
"JE VOUS CONSEILS DE MIEUX QUI PART EN SOLO"
____________________x____________________
***๐
๐๐๐๐๐***
โ
Ekena fa mafy be ao , ny rythme rotoroto, ny lesona lava be
saingy samy nandalo teo daholo, vitan'ny hafa ve d tsy ho vitanao ?
Tsy natao hanakiviana ty publication ity fa natao mba hampahery sy hizarana ASTUCES
โ
Araho tsara fotsiny reo astuces nomena ireo fa methode tsy sarotra tanterahana nefa tena mahomby.
"Tadidio fa na d mafy ady sy somary sady mety handany vola, aza kivy fa Tsara leroa Dokotera zao ๐"
Zay fa Bon courage daholo
๐ฐLien page
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl
27/01/2026
โ ๏ธ TOROHEVITRA PACES
1- ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ผ๐ถ๐๐ฎ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐น๐ฒ๐๐ผ๐ป๐ฎ
(Raha ny tokony ho izy dia tsisy fotoana hahafahanao manao plaisir hafa mintsy raha te ho tafavoaka PACES zany fa zay temp libre tonga dia ianarana)
2- ๐ ๐ถ๐ฒ๐๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐ป'๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ ๐๐๐ท๐ฒ๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ต๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐ฏ๐ฒ๐๐๐ฎ๐ธ๐ฎ
(Ny question d'examen matetika zay zavatra tena important, ka tsara raha manana ireny sujet tany aloha ireny satria itanao eo zay question matetika miverimberina nifandimby tao anaty taona maro nifanesy.
Zahay manana fa somary vitsivitsy kanefa raha mahaliana anao ihany dia ato ny lien hahafahana mifampiresaka aminay
https://www.facebook.com/share/p/1G5zBntKnB/
3- ๐ ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎฬ๐๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ
(Araka ny etude nataon'ny manampahaizana dia bebe kokoa ny mรฉmorisation par rapport ny mamaky fotsiny.
En plus mijanona ho fiche ho anao ilay nosoratana fa tsy ariana)
4- ๐ ๐ถ๐ฒ๐๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐ฝ๐ต๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ ๐น๐ฒ๐๐ผ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐น๐ฎ๐๐ฎ ๐ฝ๐ต๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ ๐ป๐ผ๐ณ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ
(Eto somary sarosarotra fa rehefa zatra dia tena mandeha hoazy
Aza mitadidy tsianjery ny phrase ao anaty cahier zany mihintsy, ny antony dia tsotra : Ny fianarana lesona dia mitovy @ rehefa misy olona mitantara zavatra aminao. Ka ts ho tadidinao izany velively ny phrase navoakany t@ nitantara ilay zavatra fa tonga dia zay traduction voarain'ny sainao, iny no mipetraka ary tadidy foana. Dia otr'zany koa ny atao rehefa mianatra io lesona io. Avadio zay hazahoanao azy ny tian'ny lesona ambara)
5- ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐๐๐ฒ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐น๐ฒ๐๐ผ๐ป๐ฎ
(Pause 20 na 30min + fisotroana rano rehefa tena mahatsapa fa saturรฉ: iny mamerina ny concentration nao)
Rehefa mahatsapa hoe tsisy miditra tsony ny lesona ianarana d aza forcena be fa manaova pause aloha, mila pause zay ny saina ny dikan'iny
https://www.facebook.com/share/p/1G5zBntKnB/
ยฎ
INFORMATIONS CORCULANTS
Lien Groupe WhatsApp PACES TANA 2026
https://chat.whatsapp.com/FbihyhA1b9k7Tl4Y1rEjXB?mode=gi_t
21/01/2026
PARAMED TANA 2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
301
09/03/2026
17/02/2026