Aina Rakotonirina

Aina Rakotonirina

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina Rakotonirina, Media/News Company, 260 A IV/3609 ANTANIFOTSY IV, Fianarantsoa.

Tanora izahay, mihira fihiram-baovao, midera, mankalaza, manandratra avo ny Ray Masina, afaka miara miasa aminao izahay amin'ny asa fanompoana, na fiderana izany , na karazana tantara antsehatra.

Photos from Aina Rakotonirina's post 05/09/2022

Jeso 'lay be fitiavana nahafoy ny ainy ho ahy sy ho anao....
.
Team Miaina Madasasikara

Son: MT records

25/12/2021

Matio 1 : 23.
Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela (Isaia 7:14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra.
Ny tarika Ny Aina Rakotonirina dia faly miarahaba antsika rehetra tratry ny daholo.
Mirary soa hatrany tompoko ô.

22/12/2021

Ho mpanompo tsara an'I Kristy

I timoty 4:6

22/12/2021

Mahery aho, ao amin'ilay mampahery ahy
Dia ilay Jehovah Mpamonjiko
Fall Rasolofoarison & Ny Aina Rakotonirina

02/12/2021

Fiadanana e.
&_Fall_TSJ

Photos from Aina Rakotonirina's post 30/11/2021

Tsy maintsy manao ny asan'ny Tompo izay maniraka ahy, nomena maimaimpoana ka de hizara maimaimpoana. Isaorana ny Tompo

Photos from Aina Rakotonirina's post 30/11/2021

Ekipa mpiara miasa, mpiara manompo, mpiara midera

Ny Aina Rakotonirina
# musiciens

Photos from Aina Rakotonirina's post 30/11/2021

Repetition hatrany
'h_dance

Photos from Aina Rakotonirina's post 30/11/2021

Fiderana eeee!!
'h_dance

30/11/2021

Répétition...
Mahereza hatrany amin'ny asan'ny Tompo

Want your business to be the top-listed Media Company in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

260 A IV/3609 ANTANIFOTSY IV
Fianarantsoa
301