StratX Solutions

StratX Solutions

Share

🎯Stratégies digitales et solutions business
🎯Tetikady dizitaly sy vahaolana ara-barotra

19/02/2025

🔥Mandray Booste Ny SeM🔥

Booste ☑️ Page ☑️Publications
Booste ☑️ image
Booste ☑️vente
Booste ☑️ clip
Booste ☑️événement

🔥Activé ny booste zay vo manao payment

Aza misalasala too de midirà @ mp fa vonona handray anao zah

📞0345875831

07/04/2024

Assalam walaikoum warahmatoullah wabarakatou
Manasa antsika rehetra hiaraka hanao n'y swalatoul Eid devant Lapan'ny Tanana n'y alarobia 10 avril 2024 à 7h30.
Mifampilaza

Assalam walaikoum warahmatoullah wabarakatou
Manasa antsika rehetra hiaraka hanao n'y swalatoul Eid devant Lapan'ny Tanana n'y alarobia 10 avril 2024 à 7h30.
Mifampilaza

26/02/2024

T'inquiete pas, si t'as pas encore trouvé ton âme sœur même les gens mariés cherchent encore
vive l célibat 😂

Photos from StratX Solutions's post 13/11/2023

HAFATRA :

Hoy ilay manampahendrena manao hoe :

"Aza kivy anao amin'ny kintana iray very teo ampelatananao. Satria ny lanitra dia feno kintana avokoa.

Ka raha sanatria tsy misy ho anjaranao amin'izy ireny (kintana eny andanitra). Dia iza no mahalala sao dia ny volana mihitsy no nomena ho anjaranao".

FANAZAVANA : Aza malahelo amin'izay zavatra kely very teo am-pelatananao, fa mety misy lehibe sy tsaratsaran'izany no nomanin'i Allah ho anao.

Minoa azy fa tsy ho very velively izay manampinoana.

✍️Ahmed MichaelAhmed Michael - OfisialyOfisialy

12/11/2023

💛🖤🤎🧡🌹

29/06/2023

Les gens peuvent oublier 1000 bonnes actions à cause d'une seule erreur, Allah peut pardonner 1000 erreurs a cause d'une seule bonne action.

22/06/2023

❗🚨 Fampahafantarana:
Natokana ho andro tsy fiasana nefa andraisan-karama ny 28 jona izao izay andron'ny Eid Al-Adha.

Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Fianarantsoa