FBCA
Football Club de l'Amitié
On se prépare, on se prépare ⚽🦵💪
De retour sur le tapis pour bientôt ❤️🥰
On vous promet des bons matchs cette saison 💪⚽
14/05/2024
🤗 Ho Fanomanana ny taom-pilalaovana vavao izay oavy sokajy D2 🤗
Dia antsoina isika rehtra hanatrika ny fivorina izay atao ny Sabotsy 18Mai oavy zao 🛑
✊Na ihany koa ireo ze vonona Anatevina ny ekipa tsy ankanavaka ✊
🛑 Présence obligatoire 🛑
15/04/2024
Ho famaranana ny taom-pilalaovana dia manome fotona anao 🤗🤗
Ny FBCA @ ZOMA ho avy izao
🏟️Stade apasambazaha
⌚11H30
21/02/2024
Sary vitsivitsy nanamarika ny tandroany ☺️
Natao ho anatra sy lesona fona izay zavatra miseho
FBCA :0 MAINTSOVOLO 2
🤗🤗
MISAOTRA🤗
21/01/2024
Bonne année ♥️ 2024
Arabaina ianareo roa lahy Maianaka nahazo ny Certificat Coach D2 dingana ray oanareo sy oany Club izany ary mirary soa mbola ho lava ny lalao 🤗
10/09/2023
Na teo aza ny vokatra tsy nahafa_po dia vonona hatrany hanarina ary hiezaka hanatratra ny Tanjona
❤️✊⚽.
Indro kosa filaharana taorian'ny andro faha telo(3) 3eme journée.
Mipetraka vonjimaika eo @ laharana faharoa (2) isika.
Ndao hanatratra ny tanjona.
.
🔴⚪⚫⚽❤️
10/09/2023
Journée3
Resy tany tirs au but ny Ekipa 🥺🥺
Manarina ary manohy ny ezaka ef natao mb hanatrana ny Tanjona 🔥🔥🔥
Any ndray miona journée 4 😎
06/09/2023
Journée 3 ⚽
FBCA VS FC KORINTIANINA⚽🔥
Efa nihaona ihany t@ saison lasa nivoka mpandresy mo FBCA t@ zay 😎
Aona ndray ny @ le 10!? 🤔🤔
ANY INDRAY MIONA ARY E🔥🔥🔥
PAF:1000AR VIA CLUB
2000AR SUR PLACE
TONGAVA MARO E⚽
30/08/2023
FANASINA 24, izay nahafaty baolina roa(2) hoan'ny FBCA dia anisan'ireo tafiditra ho ao anatin'ireo mpampi_baolina betsaka ao anatin'ny Championnat de la ville Section F1 Division 2.
🔴FBCA⚪
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301