Larry Nails

Larry Nails

Share

π™»πšŠπš›πš›πš’ π™½πšŠπš’πš•πšœ
034 82 140 58

Photos from Larry Nails's post 01/03/2026

Bague nails avec strass πŸ’…β™₯
# pose vernis sur ongle naturel 😍

Photos from Larry Nails's post 23/02/2026

Cat eyes πŸ’…β™₯
πŸ’ž

Photos from Larry Nails's post 14/02/2026

SpΓ©cial st Valentin πŸ’…πŸ₯°β™₯
Manaova fety sambatra daholo ki aπŸ₯°πŸ˜





Nathalie Ra tsy atahorana hiala teo zao io androany hariva 😁😁

Photos from Larry Nails's post 07/02/2026

St Valentin approche β™₯πŸ’…

Photos from Larry Nails's post 28/01/2026

Coucou tout le monde πŸ‘‹
Je serai fermΓ©e Γ  partir de demain et on se retrouve lundi πŸ˜˜πŸ’…

Merci à vous ✨

Photos from Larry Nails's post 26/01/2026

ModΓ¨le compliquΓ©, mais on adore 😍 Tellement beau πŸ₯°πŸ’…

Photos from Larry Nails's post 19/01/2026

Gainage avec effet naturel β™₯πŸ’…

Photos from Larry Nails's post 14/01/2026

15 min fotsiny anie hoa raha ela indrindra de vita eeeeeπŸ’…

Aleo hazavaiko tsara amin'izay ary ilay izy : Hoanareo ilay maika na be zavatra atao na izay tsy manana fotoana hiandrasana tour dia mety aminareo mihintsy ity fikafika iray ity.
Alefanao aty ilay modèle hataonao sy ny andro maha afaka anao hametahana azy dia tonga dia amboariko ilay izy dia mametaka fotsiny ianao rehefa tonga aty, 15min eo de vita ilay izy, tsy misy hoe sao dia tsy maina tsara sns.... fa izy vao vita petaka dia afaka mody amin'izay 😁
Fanamarihana , Faux ongle ihany no mety atao anio Γ πŸ’…
i Nathalie Ra tsa manampotoana lava izao fa mivarotra πŸ˜‚

Photos from Larry Nails's post 09/01/2026

Ny retour avy aminareoπŸ’…πŸ₯°

Merci beaucoup β™₯

Photos from Larry Nails's post 06/01/2026

Bonjour daholoβ™₯
Hoan'ny olona maika sy tsy afaka milahatra ela be ity fikafikan'ny Cliente ko raika ity tamin'ny fety iny. 😁
Nalefan'ny t@nah ny modèle hataony, tonga de amboaro ao hoe rehefa malalaka ndri de mba mametaka fotsiny aho rehefa tonga any (Capsule classique io) . Nasaiko tonga izy rehefa tokony ho anjarany, 15 min eo ngamba nametaka anazy de vita.

Rehafa laniko tsianjery ilay hohonareo dia afaka manao hotrany nataony io koa, @ zay tsy very fotoana be πŸ’…β™₯

Efa manomboka mandray Rendez-vous Γ πŸ’…
Bisous πŸ₯°

Photos from Larry Nails's post 30/12/2025

Ialana tsiny hoan'izay tsy voaray intsony akia πŸ₯ΊπŸ’” Efa feno akia ny ampitso sady tapany maraina ihany aho no miasa farany dia amin'ny heritaona indray πŸ’…

Hampitaina eto ihany ny date fisokafako afaka mandray anareo πŸ₯°
Mirarisoa sahady hahatratra ny Taona vaovao daholo β™₯

Photos from Larry Nails's post 13/09/2025

β™₯πŸ’…

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

π™΅πš’πšŠπš—πšŠπš›πšŠπš—πšπšœπš˜πšŠ
Fianarantsoa
301