GRACE - Gospel RACE
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GRACE - Gospel RACE, Fianarantsoa.
😍😍😍
❤ GRACE ❤
15/12/2021
Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra.
MIZ'ART FITIA
andian'ny voalohany an-tsary.
Misaotra an'ilay Ray be fitia tamin'ny fintantanany ka mbola afaka nanantontosa ny asany ny 12 Dec 2021 lasa teo.
Ankasitrahana ihany koa ireo namana mpiara-mitory Afro Wisdom & Youth for Christ
Misaotra antsika rehetra izay tonga nanotrona, nifanolo-tanana ary niaraka nidera an'Andriamanitra.
Izy anie homba sy hitahy antsika rehetra.
📸P.T.M Multi Fian'Art
18/11/2021
GRACE MIZ'ART FITIA ❤
Malagasy aho
Zanak'Andriamanitra aho
Tia mizara amin'ny hafa
Ary ianao?
Ndeha hifanolo-tanana ho fanampiana ireo manodidina antsika, koa manasa anao.
" Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo izay any an-danitra ". Mat 5 : 16
08/11/2021
🌸Voninahitra ho an'Andriamanitra🌸
Tontosa ny fiarahana midera sy mankalaza an'Andriamanitra tao amin'ny Fiangonana Vatolampin'i Kristy 🌸
09/10/2021
💖"Izao olona noforoniko izao dia natao hanambara ny fiderana Ahy" hoy Jehovah Rainao 💖
16/12/2019
Lioka 2:11
"Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tananan'i Davida. dia i Kristy Tompo"
Mank'Laza Krismasy
CLIP
GRACE - Andro Mihiratra
Mpihazakazaka ho an'ny filazantsara
GOSPEL RACE
1 Kor 9 : 24
Nindramina ny Hiran'i Kirk francklin brighter day, hijoroanay vavolombelona fa tena nihatra taminay, nandalo sedra maro ny fikambanana vao tonga . Ary nanombohana ny asa satria, "Ny fitiavan'i Jesosy no nanova sy nanefy ka nahatonga ny andro hamiratra" fanefena nahatonga fandresendahatra lehibe hoan'ny mpikambana tsirairay.
Zaraina mba hahazo andro mihiratra koa ianao, zarao ihany koa rah naharay hafatra enao, fa naman'ny efa mitory ihany izany.
03/11/2019
Miandry anao ny Tompon-tsika!
Click here to claim your Sponsored Listing.