Rado Patrick
Tsy Tanjona ny ho deputé fa dingana tsimaintsy lalovana mba ahafahana mitondra ny hetahetambakoaka.
Miasa ny MINISTERAN'NY FIZAHANTANY SY NY ASA TÀNANA, misy fanomezana maimaimpoana homena ireo manana tetikasa amin'ny asa tànana.
20/04/2026
IZAY MITAZONA AN'I RIJA SY CARINE NO TENA EKIPAN'I RAJOELINA SY FORONGONY. JEREO NY SARY NANAOVAN-DRAJOELINA SY NY FORONGONY AZY TAMIN'NY HETSIKA 25 SEPTEMBRE.AVOAHY NY TANORA MIJORO AMIN'NY FOTO-KEVINY.
18/04/2026
TOLIARA
Andriamatoa Mickaël RANDRIANIRINA FILOHAN'NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKA sy Ramatoa Lily Rafaralahy minisitry ny FIZAHANTANY SY NY ASA TÀNANA dia tongava nanome voninahitra ny fizarana mari-pihofanana hoan'ireo mpanao asa-tanana miisa 60 , fihofanana manodina ny fako ho lasa asa-tanana azo amidy moa no narahin'ireto olona ireto izay niarahana tamin'ny MINISTERAN'NY FIZAHANTANY SY NY ASA TÀNANA,ONG WELTHUNGERHILFE sy ny CENAM.
Tsy izany ihany fa Trano fandraisam-bahiny 15 ihany koa no notolorana taratasy fahazoan-dalana hisehatra amin'ny MTA, Izany no natao dia mba hidiran'ireo mpisehatra amin'ny ara-dalana.
13/02/2026
efa tonga ao ambavahady sahady ny ankizin'i Rivo hanatitra bouquet 💐 😘😘😘. Tsy andriny intsony leka Rivo ny 14 fa ampandrosoy ny vahiny.😂😂😂
05/12/2025
MINISITRA FENO TSIKITSIKY.
09/08/2025
😭 Aujourd’hui, nous avons 18 ans et nos parents ne sont plus là. Ils sont décédés dans un accident de la route. À partir d’aujourd’hui, nous devrons être forts et avancer seuls 😭🎂. Nous demandons juste votre bénédiction 🙏🏻🙏🏻🥹
04/08/2025
ZARAZARAO FA MAHASOA.
Ny prostate dia tsy aretina tompoko fa taova ao am lehilahy , misy prostate koa ny vehivavy an!
PROSTATITE le aretina mahazo azy na cancer de prostate .
Ny voamboatavo na voan'ny courgettes sy ity zavamaitso ity no tena efficace hoy ny maro amin'ny traitement. Zarazarao mba ho hitan'ny hafa.
Anio no ho tonga aminao ny famonjena .Aman😘😘
Click here to claim your Sponsored Listing.