TMB Officiel

TMB Officiel

Share

TMB Vonona

Photos from TMB Officiel's post 22/07/2023

Vice Champion

20/07/2023

✅CHAMPIONNAT DE LA VILLE ✅

Asin'tsika lalao " Pronostique " kely miaraka amin'ny GigaTech Fianarantsoa ary lo e..

⚽ Ataovy ao anaty commentaire ny soratra hoe : Gigatech Fianarantsoa + Score ( Cospn # TMB )
⚽ Izay pronostique marina sy betsaka réaction dia mahazo loka avy amin'ny Gigatech🎈

Mentionneo anaty commentaire ary ny akama e

17/07/2023

TMB Vonona💪💪

✅ Championnat de la ville | Section F1 ✅

Tontosa androany ny lalao manasa-dalan'ny fiadina ny amboaran'ny renivohitra Fianarantsoa; Tafiakatra hanao ny lalao famaranana noho izany ny TMB Officiel sy ny COSPN taorian'ny " Tir au but "

Amin'ny SABOTSY | 15h no hatao ny famaranana.

Photos from TMB Officiel's post 16/07/2023

Tafiakatra amin'ny dingana Famaranana
On est qualifié en Finale
TMB Vonona💪💪

11/07/2023

TMB Vonona 💪💪

🔰Championnat de la ville 🔰

Ho tanterahina ny Alahady izao ihany ny lalao manasa-dalana amin'ny fiadina ny Amboaran'ny Renivohitra Fianarantsoa.

🗒️ASCUF Espoir # Centre MIARINA / Feminin / 10h
📌13h / TMB🆚COT
📌15H / NANTENAINA 🆚COSPN

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Fianarantsoa