Pixie Frame
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pixie Frame, Home decor, 0914 C 58, Antsirabe.
Offrez à votre animal la place qu’il mérite : un cadre photo personnalisé qui valorise vos plus beaux souvenirs. 🖼️😸🐶
Animaux : Chien & Chat
👉Conception 48h
NIF: 4019****625 N°00******/DGI-N
STAT : 74908 12 2026 0*****
14/04/2026
Izy no Tanjona, Dragon voalohany nataonay tao anaty cadre 😁
26/03/2026
1 minute de silence à tous nos animaux de compagnie 😥🙏
Matetika adinontsika ny mahatsiaro kely an’ireo namantsika efa nodimandry ireny 😥
Tsy hoe biby izy de hoe adino any, na hoe tsy fananintsika aza.
Fa aleo mba omena lanja ihany izy ireny satria nanampy sy nampifaly antsika tamin’ny andro nahavelomany 😊
Samia ary manotra ny anaran’ny alikany na sakany efa lasa eo amin’ny commentaire 😊🙏
17/03/2026
Concept vaovao be 😍
Manao cadre personnalisé disponible en taille A3 : 29,7 × 42 cm
Photo effet dessin ny saka na alika + Cadre Noir avec vitre
⛔Izany hoe, mandefa sary ianao, dia 48h ny conception
Manao livraison any amin’ny faritra ihany ko😁👌
Aza misalasala raha fanazavana hafa an ? 😊
17/03/2026
Afaka miaraka mipetraka tsara ao an-trano ve ny saka sy ny alika ozy nareo ? 😅
24/02/2026
Hoan'izay mbola tsy nahita any sarin'le Mozy, de io ny sariny io 😊
Taggeo ao amin'ny commentaire eo ny namanao mbola tsy nahita 😁
23/02/2026
Mba hafa kosa ny anaran'ny alika nareo zany ka 🤣...
23/02/2026
Ireto ary commande ny volana février.
Mankasitraka antsika tamin'ny fahatokisana 😍
Mbola mandray commande foana izahay an 😁👌
Efa nivaoka sahady ny cover tsara be ry zareo an 💡
Aza adino fa izahay ato amin'ny Pixie Frame dia afaka manao portrait personnalisé any mimi na any tôtô an + miaraka amin'ny cadre tsara be mety atao décoration tsara ao an-trano 😉
Taille A3 amin'ilay lehibe foana hatrany 👌
18/02/2026
Tiko ianao ry ampoule 💖😍
17/02/2026
Nicky no anarany,
Anisany saka vavy tena tsotra izy ary tia mitaiza ny zandriny be mihitsy.
Fa indrisy tsy hita intsony izy 😢
Tsy hay na very na hoe nisy nangalatra
Fa dia natao sary ao anaty cadre izy izao mba ho fahatsiaronay azy sisa no azonay natao😢
En mémoire de la belle Nicky 🖼️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
110