Connecty Boost.Manager

Connecty Boost.Manager

Share

Facture NIF / STAT: disponible sur demande

01/05/2026

Fampandrenesana ho antsika client.

01/04/2026

📢 Fampahafantarana ho antsika mpanjifa.

20/03/2026

Sopapa re zao ☺️
Fantatrao ve fa mitady izay hahasoa anao foana izahay.
Aza misalasala ary miresaka aminay fa vonona izahay hanampy anao.
Connecty Boost.Manager
CIE.Manager - Marketing Digital Madagascar

10/12/2025

📣 Te hahomby amin’ny VENTE EN LIGNE ve ianao?
Andao hiara-hiasa aminay! Tsy mivarotra fotsiny izahay, fa manampy anao hahazo vokatra !

Tolotra misy ato aminay :

🚀 BOOST Professionnel
• Page
• Publication
• Vidéo / Evènement
💻 BOOST LIVE !

• 6.500 Ar/jour (Mihoatra ny 4 andro = 6.000 Ar/jour)
✅ Rehefa activé ny boost anao vao manao paiement ☺️

🎨 Design Graphique (Pixelio)
• Logo – Affiches pub – Bannières – Pdp – sns
• Manintona , matihanina, mahafinaritra ny maso 🤩

🔧 Fanamboarana olana amin’ny compte
• Boost Indisponible? Compte restreint?
• Misokatra ilay izy vao mandoa vola ianao!

Contact rapide :
☎️ : 038 34 200 16 (Service Client 6/7.)
📩 Fandraisana commande ato amin'ny page( 7/7)

"NY FAHOMBIAZANAO NO TANJONAY" !
Aza miandry ela – Atombohy amin’ny fomba matihanina!

Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Immeuble Galax, Atsinanantsena
Antsirabe