Effort Agency
Nous sommes une entreprise qui met en relation les employeurs et les demandeurs d'emploi pour réduire le taux de chômage dans le pays.
01/11/2025
Iangaviana halefa mailaka h@ 30 octobre 2025 @ adiresy "[email protected]'' ny dossiers (CV + karama heritreretina) ho an'izay liana amin'ireto asa manaraka ireto fa ireto no asa ilaina olona MAIKA indray izao :
- réceptionnistes (03) lahy na vavy
- femmes de chambres (02) vavy mazava ho azy
- commis de cuisine (01) lahy na vavy tena mahay mikarakara sakafo indrindra sakafo maraina
- manasa sy mipasoka lamba (01)
Marihina fa alefa mailaka ny dossiers fa olona hiasa @ Trano fandraisam-bahiny eto Antsirabe nankinin'ny olona taminay no ilaina ka izay voafidy ihany no ho voaantso @ ''entretien''.
09/11/2024
C'EST POUR VOUS LES JEUNES
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Antsirabe
110