Dynam Rhum Arrangé
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dynam Rhum Arrangé, Food & Drink, Ambohimangakely, Antananarivo.
🔥Haut en Saveurs,né pour les moments forts.
💪 DYNAM - La mèche du plaisir
🏃♂️ Livraison pour tout vos évenements
🎉🎊 Commandes : 15.000Ar / 14.000Ar dès 6 bouteilles
16/02/2026
📍Dynam voalohany nahita lalana nakany Paris📍🇫🇷🇫🇷🇫🇷
Efa misy koa anefa any Maorisy
Mankasitra indrindra mankafia ny tsy mipaopaoka tsara vokarin’ny Dynam🫰🫰
Aza adino hatrany👇
15.000Ar dia mahazo 70cl… raha mihaotra ny 5 no alainao dia ny pris de gros 14.000Ar
7.000Ar ny 33cl omena 6.000Ar ianao raha maka en gros✊✊
☺️Distribution:
-Palais des roses Ankadindramamy
-Chez Guillaume 67ha
-Gallodrome Ambohimangakely
-Bar Mavo Alatsinainy
-Papa l’amour Bypass
13/02/2026
❤️DYNAM EST LÀ POUR COUVRIR VOTRE LOVE LOVE❤️
Eo anilanareo roa kely izahay surtout rahampitso anh😊😊🥹☺️☺️!!!!
🔥ampifalio Ramose raha toa ka tia an’ilay mba misotrosotro iny🔥
☺️sady rehefa mba mahazohazo ilay Cola - Gingembre iny dia azonao ihany koa ry madama ny Tsiron’ Ny Aina🫢🤭….
🤟15.0000Ar ny bouteille de 70cm 14.000Ar kosa raha maka plus de 5 bouteilles
🤟7.000Ar ny 33cl 6.000Ar kosa raha maka plus de 5 bouteilles
📍Distributeur:
-Chez Guillaume 67ha
-Espace Palais des roses Ankadindramamy
-Bar Mavo Alatsinainy
-gallodrome Ambohimangakely
-Papa l’amour By pass
DYNAM La route vers le 14e ciel
10/02/2026
❌TENA TSY MAMPINO!!!!!❌
Fohy ny atody ka namokatra DYNAM koely izahay.
Dynam 33cl, jere anie ty izy👀👀
Dia tena reniny Nafotetaka…..
Jifao aingana ary e🔥🔥🔥🔥
Amin’ny vidiny 7.000Ar😁 ny 33cl
Amin’ny Vidiny 15.000Ar koaa ny 70cl
Prix de groooooss
6.000Ar raha maka zanaka Dynam (33cl) mihaotra ny 5
Prix de gros très gros
14.000Ar raha maka Dynam 70cl mihaotra ny 5
Passez commande sur MP🫰
Ou appelez-nous sur le 034 24 479 74
Nos points de vente:
🤟 palais des roses Ankadidramamy
🤟 guillaume 67Ha
🤟 l’amour By pass
🤟 Mavo Alatsinainy
🤟 Ambohimangakely
15/01/2026
Tsy mety miangeza ve ianao?
Raha izay no résolution anao dia ity ny vahaolana💡💡💡💡💡💡!!!!!!!!!
Sotroy aloha ny Dynam dia ho hitanao miandalana eo ny fomba hanaovana an’izay.
Mbola mifanao bonne année amin’ny Fianakaviana isika rehetra ka izao!!!🥳🥳🥳🥳🥳
Antsoy na amdefaso DM izahay fa 15.000Ar BE izao dia mahazo😌😌😌
Na antsoy ny 034 24 479 74
Tsiky tokoa no entin’ny alikaola.
Aza miseho ho mafy be fa asio fifaliana foana
15.000Ar monja dia mi Hahahahahaha
29/12/2025
Inona no ho ataonao raha sendran’izao amin’ny Reveillon?
Sa hoe mahery be ilay toaka dia mila tsaky vavony koa ny Razana?
Efa ho tonga nama ny reveillon dia aza tara manao commande. 15.000Ar ny bôtla..!!!
Passe en DM
25/12/2025
Joyeux Noël daholo ianareo rehetra!!!🥰🥰
Hainareo ve anio dia ho tafaray daholo ny tsontson sy ny Tsontsine?🤭😋
Da hihinana sy hisotro daholo
Ity ny vokatra vaovao “CANNELLE” 😉😉…
Amin’ny vidiny Mirary ihany…. 15.000Ar…
Aza menatra mangataka argent de poche any amin’ny Madama
70cl vidiana dia tsy làny andro manampy
Hafa ihany ny olona connaisaka, fa mifampijerh dia kopy hoe hifampizara tolo tanana
15.000Ar ny tolo tanana
Rah mividy mihaotra ny 6 kosa dia 14.000Ar ny tavoangy iray
Alefaso ny Dynam fa normal isika
11/12/2025
Satria manohana ireo olona manana orinasa aho.
Manatsara ny vokatra ho anareo ihany koa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
103