AINA RSTD
🍔🍟Restaurand🍟🍔
Bienvenue chez #AINARSTD , votre destination incontournable pour un expérience culinaire exceptionnelle en linge
📞+261 54 173 13
03/01/2026
Mirary soa fôna hoanao 🎊🙏🍫❄️ RSTD
30/12/2025
🐒❌❌ du singe 🐒🐒❌❌🐒
Samia mitandrina
🛡️ FISOROHANA NY NENDRANGIDRO (MONKEYPOX)
✅ Misasa tanana matetika
❌ Aza mikasika tasy na ratra amin’ny olona marary
❌ Aza mifampikasoka akaiky amin’ny olona ahiana
👕 Aza mampiasa miaraka akanjo sy lamba
🍖 Andrahoina tsara ny hena
😷 Manatona tobim-pahasalamana raha misy tazo sy tasy
Miaro tena = miaro ny hafa
AINA RSTD
26/12/2025
Ireto misy torohevitra fohy ho an’ity farany taona ity ✨
:
Misaora ny tenanao sy izay rehetra nandalo teo, na tsara na sarotra 🙏
Avelao ao ambadika izay nandratra, raiso lesona fa aza entina ho enta-mavesatra 🎒
Atolory fotoana bebe kokoa ny fianakaviana sy izay tena manan-danja ❤️
Tandremo ny fahasalamana, vatana sy saina, fa fototry ny zava-drehetra 💆♀️
Manàna fanantenana, na dia miadana aza ny lalana, mbola mandroso ihany 🌱
Ataovy tsotra ny fifaliana, ny fo tony no harena lehibe indrindra ✨
AINA RSTD
Mirary farany taona milamina sy feno fiadanam-po ho anao 🌟
24/12/2025
Papa Noël ❄️🍬🎄🎄 mirary fety Sambatra hoanao AINA RSTD 🎊🎄
20/12/2025
Tinareo ve raha mba manao karazana kilalao isika ?
Manomeza ohatra ao amn coms
18/12/2025
au lait sa tsotra👇
17/12/2025
Iza daoly no teraka volana ato mentioneo hahita ny mombamomba azy 😁👇
---
♐ Sagittaire
(22 Novembre – 21 Décembre)
✨ Toetranao:
Olona feno hafanam-po, tia fahafahana, mahitsy fo ary tia mikaroka zava-baovao ianao. Tsy tia voafehy be.
🔮 Fitiavana:
Hisokatra kokoa ny fonao amin’ity vanim-potoana ity ❤️. Raha efa manana olon-tiana ianao dia mila fifampiresahana mazava. Raha mbola irery, misy olona mahaliana mety hiseho tampoka.
💼 Asa & vola:
Fotoana tsara handraisana fanapahan-kevitra lehibe 💡. Mety hisy vintana ara-bola, fa tandremo ny fandaniana tampoka.
🌿 Torohevitra:
Aza maika loatra. Miezaha mandanjalanja ny fo sy ny saina.
---
14/12/2025
Mirary soa fôna hoanao manaraka ny pejy AINA RSTD
12/12/2025
ka le orana ko avy foana ee😁🤣
Mes publications ont obtenu plus de 1 550 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
301