La Rive
La Rive, un lieu où la simplicité rime avec ambiance chaleureuse. Venez déguster nos plats, et laissez-vous bercer par le son des guitares et tam tam.
Car oui, si la nourriture nourrit le corps, la musique est essentielle pour l'âme.
27/02/2026
Eny tompoko, misy an'izany La Rive izany eto Ampitatafika 🤗
Restaurant ny ato raha mitady sakafo tena tsara nefa mirary 🧆
Ankoatr'izay mosy scène musicale ato. Ao ny open mic isan'andro ary koa ny cabaret isaky ny weekend 🎶🎶
Rahampitso izao dia hisy an'i Jia Appli hanao mini concert harivariva. Avant-goût amin'ny zavatra miandry anao amin'ny 7 mars 😉
Entrée libre, conso obligatoire 🧆🍻
23/02/2026
Raikitra, ny navette 3000ar,Ambohijatovo aller 14h miandry 15h, miverina 21h na 5000 ar aterina eny ambavahady eee, sambatra nareo, zay mijanona, feu de camp zissska pas d'heure(am 3 maraina eo)
08 mars maraimbe: vary @ anana mafana, café, dité, m**o gasy, koba... Contact et info sy reservations
0347123471: Jia kely Jia Appli
O344591116 : Tsinjo Andriamady ... rive... On arrrrrivarriivaaahhh... Mbo zarai foloouérss aaa 🙏🎶☮️🔥😋 vehivavy 20 tonga voalohany mahazo cadeau en vrai cuir kely mafatifaty , hisy expo vente XII TABLEAUX free/three Bobs by Jia&M (Bob Dylan,Marley ary l'éponge). Alefa mirary... Sns.
22/02/2026
Akon'ny asabotsy teo tato amin'ny La Rive Ampitatafika 🤗 Mankasitraka antsika rehetra fa nahafinaritra e 🙏🙏🙏
20/02/2026
Raha misy La Rive ao Ampitatafika ao dia inona ny loko tinao 🤗
Tena izy io fa tsy IA an 😆
16/02/2026
Nahafinaritra ny weekend tato amin'ny La Rive. Tongava indray aloha hihinana soupe na ramen hanalana makafoka e 😆
14/02/2026
Tsapa fa tena tintsika ny pâtes 🥰
14/02/2026
Tratry ny Saint-Valentin ry zareo a. Ary raha mba mampiaraka kely ao amin'ny La Rive e. 🤗🥰
Ny toerana calme sady madio rivotra 😌
Ny sakafo sady mafilotra no mirary 🤤
Misy izay ilaina raha te hampiara-peo nareo roa 💏🎤
Ampitatafika, ampitan'ny tsena, eo ambanin'ny tetezana eo no misy anay. Tongava tompoko🤗
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo