Aroniaina RANDRIAMBOLOLONA
Malagasy Bass Player
📱 033 31 010 10 (WhatsApp)
📁 [email protected]
01/12/2025
Efa vonona tsara hiatrika ny combat Desambra ity ah!
Rehefa be loatra ny kafe ao anaty vatana dia mivoaka sahala an'izao.
"Une fois n'est pas coutume", nandramako fotsiny 😅
21/09/2025
Katolika Mpitendry Zava-maneno (K.M.Z Officiel)
« Ataovy izay rehetra holazainy aminareo » Md Joany 2, 5
Fanamasinana ho Eveka an’i RP RANDRIANIFAHANANA Mamiarisoa Modeste.
⛪ Kianja Masina Misely Amparibe
Nahafinaritra ahy iny fitendrena lamesa androany iny dia aleo mba raiketina an-tsary eto ho fahatsiarovana eh. Misaotra ny ekipa rehetra fa tena nandray lesona be ny tenanay 🙏🏼☺️ https://www.facebook.com/OlonaAnja/videos/1169083937960745/?mibextid=Nif5oz
Aro RANDRIAMBOLOLONA
22/07/2025
📷 Aleo mba asiana sary kely indray aloha fa elaela izay.
Bachra & Potter tany -poitra an'i Matéo 😁
https://www.facebook.com/share/v/15TpjXCrLX/
𝗡 𝗔 𝗞 𝗢 𝗠 𝗕 𝗢 𝗡 𝗬 (𝗡𝗮𝗻𝗶𝗲)
🎙️ Nanie Razafimbelo
🎹 Tsila
🎸 Angelo Alida
🥁 Lucien Paco
🎸 Aro Potter
05/06/2025
🎶Nampoina - Njara Marcel - Ayam - Nate Tex - Johane 🎶
DIMANCHE 08 JUIN 2025 à 15h au PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA
BILLETS DISPONIBLES SUR www.ticketplace.io ET PLANÈTE AMBOHIJATOVO
💷FANZONE : 7 000 Ar
💶BRONZE : 12 000 Ar
💵 SILVER : 25 000 Ar
💴 GOLD : 40 000 Ar
🎟️ VIP : 100 000 AR
TOMORROW KOA DAY ( Njara Marcel & Ayam )
(Sombiny kely 😉) Vidéo complète 👇🏼
https://www.facebook.com/share/v/16DqyxRtpZ/
🎚️🎸 Aro Potter
Bonne écoute et bon visionnage
23/03/2025
Yeah 😉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Address
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 20:00 |
| Tuesday | 08:00 - 20:00 |
| Wednesday | 08:00 - 20:00 |
| Thursday | 08:00 - 20:00 |
| Friday | 08:00 - 20:00 |
| Saturday | 08:00 - 20:00 |
| Sunday | 10:00 - 21:00 |