Yally Ran

Yally Ran

Share

Artiste de MADAGASCAR
📞Tél : 0342637611

08/05/2026

🥰❣

07/05/2026

Hasiatsika kilalao kely rahampitso amin ilay hira vaovao dia ometsika loka izay mandresy (Vola)😁🥰 Aza miala lavitra dia araho tsy tapaka ny page ❣

06/05/2026

Ovina no tinareo amin'ity clip iray efa vonombonona ity FA ITO mihintsy no avoaka tsika voalohany... sa oe weedkend dia connecté daholo ianareo ???..🥰

Mampijaly iany le asa maka sary fa lasa miady am-bady fona 🥹
Fa sambatra kosa anefa ny manana olo-tina mahay mi comprendre situation 🤗😁❣ YALLY : LONGILONGY 🎥

04/05/2026

Anisany hira ho tena tianareo ity fa efa kely sisa dia ho masaka ilay vokatra 🤗❣

19/04/2026

Efa Kely sisa dia ho masaka ny vokatra-tsika vaovao be izay endrasanareo.. Araho tsy tapaka ny page
Avec SANIH

10/09/2025

Ampiteneno ndray ary ny Sary oe🥹

Hoela velona anie ny mpifankatia,
Ka hahita ny anjarany izay tsy misy mpiaradia🙏💎

09/09/2025

Sourires échangés, moments capturés. Avec I mevakely , même une simple photo devient inoubliable et déborde d'énergie 🔥❣️

08/09/2025

Arrête-toi 2 sec. Respire... 😌
T'es pas là par hasard🤗
Je te souhaite de devenir le pilier de ta famille, de tes potes, et surtout de TOI-MÊME.
Force à toi, tu mérites que du bon. 💪💥

Photos from Yally Ran's post 20/03/2025

Mirary tontolo andro mafinaritra oanareo rehetra🙏🏻❤
io ny contact raha mila ny fetinao haresaka hiaraka aminay🤗 0342637611

02/10/2024

Fixe toujours les objectifs ✨

Want your business to be the top-listed Photography Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo