Maison Siu By Rabo
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maison Siu By Rabo, Digital creator, Ambatovinaky, Antananarivo.
20/05/2026
Ela2 tsy heno kely teto ny Maison Siu By Rabo π¬
Betsaka no nanontany hoe nga ianareo tsy manao intsony? Tena manao foana izahay isan'andro fa kosa noho ny tsy fahampian'ny olona hatokisana afaka hanatitra azy eny aminareo π₯Ίdia tena natao hoe isaky ny weekend no afaka manatitra toerana misy anareo ary ny andavan'andro mba manantona kely fotsiny ianareo π...
π‘ Tsy lavitra akory fa eto an'Antananarivo ihany, eto Ambatovinaky... Fety maromaro misesy ny faraparan'ny volana ity, ka tongava ary ao na antsoy ny 0340533322 ho an'ireo izay mila CharSiu na Poulet laquΓ© chinois, tenaaaa π€€π€€πππ
π Ny vidiny tsy miova fa 7000ar/100g ary 40000ar ny poulet entier βΊοΈ
Rehefa avy eo ary eee ππππ
Andao indray ary eee π₯°
13/02/2026
Hello Hello π€π€ Ho tonga ny 14 FΓ©vrier FIZARANA FITIAVANA BE π₯°π₯°πππ
Tsy mila raozy foana π«£π«£β¦
indraindray Char Siu sy Poulet laquΓ© koa ampy hampirehitra ny fitiavana ππ₯
Raha tia ianao, ento hisakafo izyβ¦
Fa raha TENA tia π
dia hitondrao Poulet laquΓ© na Char Siu (na izy 2 ary moa maninona? π)ππ₯’
Commande ouverte π
βοΈMidira Mp aloha2 ahafahana mandamina azy satria dia tianay raha izy vao vita iny no omena anareo ππππ
π Poulet laquΓ© entier 40000ar π₯© Char Siu 100g/7000ar πππ
π±Na tonga dia antsoy ny 034 05 333 22
π΅ Livraison possible π
Aza avela hangatsiaka ny fonaoβ¦ na ny poulet-nao π€π
Arahabaina Holy Njatosoa nahazo ny loka π Misaotra anao ihany koa nisafidy anay π₯°π
08/02/2026
Andao hilalao ary isika e... Poulet laquΓ© 1 ny ho azonao...
* CLIQUΓ'NA NY SARY
* MENTIONNE'O NY NAMANAO ANATY COMMENTAIRE MIARAK@NY HOE "JE PARTICIPE π" (io mihitsy ny emoji ampiasaina an... )
BONNE CHANCE DAHOLO ππ
π Jeu de la Saint-Valentin π
π
RΓ©sultats : jeudi 12 fΓ©vrier 2026
π Lot nΒ° 1
π€ Sponsor : Giga Market Mg
π Maison Siu By Rabo π poulet laquΓ© entier
π Chic By A.H.A π Collier en acier inoxydable
π Conquer by Her π un budget planner fait main, facile Γ utiliser, de format A5 et en couleur Pastel
π IART Mianjaika π 10 000 Ar
π Huile de Coco Zarina π Huile de coco pressΓ© Γ frois 100 mL
π Glamerous β€οΈ
π Conditions de participation
π Vous devez Γͺtre abonnΓ©(e) Γ la page PPG depuis au moins 24h avant la fin du jeu pour pouvoir commenter et participer.
β οΈ Important :
β‘οΈ Vous devez impΓ©rativement vous abonner aux 7 pages : le sponsor + les donateurs.
π En commentaire, mentionnez une amie ou plus et ajoutez lβΓ©moji correspondant Γ la page de votre choix pour valider votre participation.
β€οΈ Vous pouvez commenter plusieurs fois en mentionnant des personnes diffΓ©rentes et en changeant dβΓ©moji si vous le souhaitez β€οΈ
π 1 gagnant pour ce lot : 6 cadeaux pour une seule personne
π Le gagnant sera dΓ©signΓ© par tirage au sort.
π Bonne chance Γ tous et merci pour votre participation ! π
07/02/2026
Ato indray ary isika hilalao eeee πππ
21/01/2026
Bonne et heureuse annΓ©e Γ vous tous β€οΈβ¨
Un peu en re**rd π mais avec le cΕur ππ
π 1 an rahampitso ny "Maison Siu By Rabo" π
Tao ny tena nahafinaritra tena nahafinaritra, ary nisy ihany koa ny olana kely madinidinika tahaka ny hoe : Tsisy afaka nanao livraison tampoka intsony ka izahay 2 irery no nanenjika izany π Mais....
Bonne nouvelle : Nahita indray aho, dikany miverina milamina ny livraison π₯³π₯³
πAjanontsika 7000ar/100g ihany, fa tsy ovaintsika mihitsy aloha io π
π€€πChar Siu faran'izay tsara, voakarakara tsara tahaka ny Char Siu hohaninay ato an-trano mihitsy no atolotray anareo π
π Midira mp
π² Na WhatsApp : 034 05 333 22
Handaminantsika azy
π²π΅ Ny "La veille" no mandefa ny commande ianareo ahafahana manoman'azy, sy handaminantsika ny livraison
πΈ Sary vitsivitsy mampiseho ireo Char Siu amidinay
π¬ Sy santionan'ireo Retours Clients afa-po π
Misaotra indrindra tompokoπβ€οΈ
Dia soava ny andro daholo πππ
24/12/2025
Faly tena faly ny fo mahita ireo "retour" avy any @'nareo, cadeau be ho anay ireny ka dia misaotra indrindra tompoko πππ Misaotra niaraka teto foana nandritr'izay herin-taona izay π₯°Ary hinoana fa mbola hiaraka hatrany isika ππππ
FISAORANA sy FITIAVANA BE no atolotray ho anareo androany πππ Misaotra indrindra tompokoπ₯°π₯°πππ
* Tsy misy sary Char Siu sy Poulet laquΓ© aloha androany fa ireo izahay 2 miara-misalahy miantsena, mandrehitra afo, mikopaka, mitetika ny hena, manome tsiro, mahandro, ary manatitr'azy any aminareo π
π
PS: Tapitra ny fandraisana ny commande NoΓ«l... Misaotra tena Misaotra ππππ
19/10/2025
Sahirana be mieritreritra ny sakafo ho atao rehefa avy eo? Alahady tokoa ny andro fa andao mba hiketrika sakafo matsiro eee βΊοΈ
Char Siu vao vita maraina be ioπ€€
Izahay mivady mihitsy no mandray an-tanana azy mba ho tena lafatra ny Char Siu omena antsika any πππ
π₯© Misy matavy2 tena tianareo, misy nofony ihany koa ho an'ilay tsy tia matavy, anareo ny safidyπ€€π
π±Aza tara ary fa midira Mp aingana na antsoy ny 0340533332, misy WhatsApp ihany koa io laharana ioπ
βΌοΈTsy miova mihitsy ny prix antsika fa mbola 7000ar hatrany ny 100g ann
π΅ Alefaso aloha ny commande ahafahako mandamina ny fanateran'azy annn ππ
Okééé Γ plus πππ
18/08/2025
Vao mafana ooo π€€π€€π€€
Maraina mangilatra aty aminay dia efa misy Char Siu milay kely ππ
* Vita izay ny fakan-drivotra kely ho anay, ho anareo kosa mino aho fa mbola anatiny tsara π
π Ka eto izahay dia afaka mampirevy anareo Siu manitra sy matsiro kely annn hummmm π€€π€€
βΌοΈ Tsy miova ny vidiny fa dia 7000ar hatrany ny 100g
π΅ Vonona ny hanatitra soamantsara any misy anareo fa midira mp mialoha mametraka commande sy ny toerana ahafahantsika mandamina azy tsara π
π±Afaka miantso ny 0340533322 hatrany ihany koa
π€π€π€ Allez! Tchao Siu π€π€π€π€
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101