Misa R.

Misa R.

Share

🛍️ Misa R. Mode • Accessoires • Shopping Trendy 💖

Photos from Misa R.'s post 19/05/2026

❌ Livraison GRATUITE ho an'ireto haingom-bolo tsara tarehy ireto 💖💖

Ho avy izao ny Pentecôte sy ny Fête des Mères ☺️

🌼 accessoires cheveux
🌻 serre-têtes
🌷 nœuds

Sur livraison ihany, tsy misy lieu de récupération aloha
🚚 Mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra

Sublimez vos coiffures pendant les fêtes 🎀

🎁 Faites plaisir à maman et faites-vous plaisir aussi
📩 stock limité !!!

Photos from Misa R.'s post 26/04/2026

⚠️ 10.000 ariary et 15.000 ariary

Ho an'ity herinandro vaovao ity indray àry 🤗🥰
Ireto ny articles disponibles 🌸

🌼 serre-têtes flexibles
🌻 haingom-bolo mihaja
🔰 collier

🛍️ Manao livraison sy mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra ☺️

📍 Antananarivo

21/04/2026

Misaotra anareo manjifa sy manome retour foana 🥰🥰

Photos from Misa R.'s post 20/04/2026

❌ À partir de 10.000 ariary seulement

Disponible indray ireto articles ireto 💖

🌸 Accessoires cheveux
✨ Serre-têtes flexibles
🌷 Collier tena mihaja

🛍️ SUR LIVRAISON UNIQUEMENT
(3.000 ariary, 4 000 ariary, 5.000 ariary)
Mbola tsy eo ilay olona fanaovanareo récupération 😊

👌 Mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra

📍Antananarivo

Photos from Misa R.'s post 29/03/2026

✨Serre-têtes flexibles, mety ho an'ny zaza sy olon-dehibe 💫

Aorian'ny ny Fêtes des Pâques indray vao misy arrivage 🥰

🔰Lieu de récupération : eny akaikin'ny Super U Tsiadana, à confirmer mialoha sur mp 😊

🛍️ Manao Livraison, mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra (Cotisse na Service rapide)

📍Antananarivo

Photos from Misa R.'s post 22/03/2026

❌ À partir de 10.000 ariary foana ⚠️ Tsy miova ny prix
Ireto àry ilay arrivage an, efa nataonay amin'ilay be mpanontany mihitsy 😊

✨ Serre-têtes
🌸 Accessoires cheveux
💎 Colliers
⌚ Montres stylées pour femme

Afaka 2 semaines ny Fêtes des Pâques 🥰

🛍️ Manao livraison, mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra

Afaka alaina eny akaikin'ny Super U Tsiadana ihany koa 😊

Ao @ commentaire ny sasany 😉

📍Antananarivo

Photos from Misa R.'s post 15/03/2026

❌ À partir de 10.000 ariary seulement

Miverina dispo indray ireto
⚠️ Tsy miova ny prix

✨ Serre-têtes
🌸 Accessoires cheveux
💎 Colliers
⌚ Montres stylées pour femme

🛍️ Manao livraison, mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra

Afaka alaina eny akaikin'ny Super U Tsiadana ihany koa 😊

📍Antananarivo

Photos from Misa R.'s post 04/03/2026

‼️ LIVRAISON GRATUITE 🛍️

🌸✨ SPÉCIAL 8 MARS – JOURNÉE INTERNATIONALE DES FEMMES ✨🌸

Sublimez votre style avec nos magnifiques articles tendance 💎

🔰 Collier double rang – Élégant et raffiné, parfait pour toutes vos tenues
🔰 Collier Love – Simple, chic et plein de signification
🔰 Montre femme – Classe et intemporelle, pour une touche de sophistication

🚚 Livraison Jeudi ou Vendredi 👌

👉 Mandefa @ faritra ohatry ny mahazatra 🙂 Cotisse irery ihany (*frais de colis)

✅ Confirmation commande sur mp uniquement

📍 Antananarivo

03/03/2026

À méditer 👌

03/01/2026

Mirary taom-baovao sambatra ho antsika rehetra 💕

PS: Niato kely noho ny antony tsy azo nanoharana, fa efa hiverina amin'izay 😉

Want your business to be the top-listed Shop in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo