MTCM Informatique
Formation avec Stage pratique.
💢 FORMATION EN INFORMATIQUE 💢
📌 Bureautique
📌 Graphisme
📌 Programmation
📌 Développement WEB
📌 Maintenance
Contact:
038 78 186 21 - 033 97 512 00
Lieu:
Andavamamba Anjezika II à côté de l'arrêt Bus Faneva.
📌Anisan'ny nianatra INFORMATIQUE BUREAUTIQUE teto amin'ny MTCM i Sitraka ary nahavita Stage nandritran'ny Volana vitsivitsy.
Jereo hatramin'ny farany ny vidéo.
MTCM Informatique
Multi-Training Center Madagascar
08/06/2026
Mankasitraka eram-po sy eran-tsaina ho antsika FORMATEUR REHETRA tonga nifanohana tamin'ity sortie de Promotion ity.
Nahafoy fotoana nefa andro tokony nampidirana milliard😁.
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
INFORMATIQUE: Bureautique, Graphic Design, Maintenance, Dev Web, Multi-media...
MTCM Informatique
06/06/2026
Fahatsiarovana lehibe ho anay eto amin'ny MTCM Informatique ity andro androany namoahanay:
📌 Mpianatra Informatique BUREAUTIQUE
📌 Mpianatra MAINTENANCE informatique.
androany ity.
Mahombiaza hatrany ho anareo rehetra izay nihofana dia tohizo ny lalanareo fa dingana ireny fa tsy mbola tanjona akory.
MTCM Informatique
06 Juin 2026 no Sortie de Promotion ho antsika Mpianatra INFORMATIQUE eto amin'ny MTCM.
🎯COURS D' ANGLAIS - COURS DE FRANÇAIS - COURS D'INFORMATIQUE 🎯
Méthode efficace:
80% Pratique - 20% théorie.
Afaka misafidy ora izay tianao amin'ireto ianao:
👉Mianatra maraina: 8h à 10h | 10h à 12h
👉Mianatra hariva: 13h30 à 15h30 | 15h30 à 17h.
👉Mianatra isaky ny SABOTSY.
💴 Saram-pianarana mirary natao ho zakan'ny olon-drehetra.
Voafetra hatrany ny toerana !
Misy Garantie hatrany ny fianarana.
Azahoana CERTIFICAT aram-panjakana.
📍Toerana:
_ANDAVAMAMBA akaikin'ny Arrêt Bus Faneva.
_ITAOSY eo ambanin'ny Arrêt Bus DALLE.
☎️ Tél:
0348045737 - 0387818621.
MTCM Informatique
Multi-Training Center Madagascar
23/04/2026
📌Fantatrao ve ny asan'ny RAM?
Ny RAM dia mémoire temporaire ao amin’ny ordinatera.
👉Mitahiry data sy programme mandeha amin’ny fotoana iasany
👉Manampy ny ordinateur hiasa haingana
👉Manao “espace de travail” ho an’ny processeur (CPU)
Raha maty ny ordinateur dia very daholo ny ao anaty RAM fa tsy tahiry maharitra toy ny disque dur.
Inona ary ny fanalavana ny teny hoe RAM?
(alefaso ao amin'ny Commentaire mba ho fantatrin'ny rehetra)
21/04/2026
💻Ndao Hanao kajy tsotsotra isika💻
Raha mianatra INFORMATIQUE BUREAUTIQUE mandritran'ny 1volana ianao ka maharitra adin'ny 2ora ny faharetan'ny fianarana isaky ny mianatra dia tsarovy fa mahatratra 40ora izany mandritran'ny 1volana (mianatra Alatsinainy - Zoma).
🤔🤔Inona moa ny olana raha ataotsika roa herinandro ny fianarana ka 4ora isaky ny mianatra (Alatsinainy - Zoma) ?
👉Izany hoe mihena ny dépenses amin'ny frais sy goûter amin'izay fotoana izay.
👉Mihena ihany koa ny saram-pianarana. Raha tokony ho 120 000Ar dia lasa 60 000Ar miaraka amin'ny BOKY PRATIQUE.
Antoka no omenay anao fa tsy maintsy mahay ianao mandritran'io roa herinandro io (Garantie 100%) raha tena vonona hanaraka ny toro-lalana omenay.
Inona avy no ianarana?
BASE ET INITIATION, DACTYLO, WORD, EXCEL, POWERPOINT.
Nb:
Mandray cours particulier izahay.
Formation en SALLE na EN LIGNE.
🗓️Rentrée:
Rehefa feno ny VAGUE iray dia manomboka isika.
☎️Contact:
0348045737 - 033 34 415 24.
📍Lieu:
Andavamamba akaikin'ny Arrêt Bus Faneva
Itaosy akaikin'ny Arrêt Bus Dalle sy Banque BRED.
Your success is our target
📌Tsy misy Formation rahampitso nohon'ny toetr'andro ratsy
30/01/2026
Mbola misy toerana vitsivitsy Ilay Formation en Informatique ato aminay ka tongava aingana misoratra anarana.
👉 Informatique Bureautique
👉 Graphic design
👉 Maintenance Informatique
Contact:
038 78 186 21
034 80 457 37
033 97 512 00
Lieu: Andavamamba Anjezika II
MTCM Informatique
29/01/2026
🖥️ MAINTENANCE INFORMATIQUE 🖥️
Manomboka eto dia ianao amin'izay no manamboatra ny ORDINATEUR anao rehefa simba fa tsy hitady olon-kafa intsony ianao ka ho fetsifetseny🫣
📌Ireto avy ny zavatra ianarana ka aza tara misoratra anarana fa voafetra ny toerana:
🎁 Introduction à la maintenance, compréhension des composants matériels, installation et configuration des systèmes d’exploitation, diagnostic des pannes matériel et logicielles, maintenance préventive et nettoyage, réparation des périphériques, mesures et utilisation des outils.
Tsy mijanona ho fianarana fotsiny ity formation ato amin'ny MTCM INFORMATIQUE ity fa misy hatrany ny stage pratique rehefa vita ny fihofanana ary azahoana Certificat hahafahanao miasa avy hatrany.
🗓️Rentrée:
📌Spécial Samedi: 07 Février 2026
📌Cours Journalier: 09 Février 2026
📍 Lieu:
Andavamamba Anjezika II, akaikin’ny arrêt bus Faneva
📞 Contact:
034 80 457 37
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo