Politika Ranoray
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Politika Ranoray, Blogger, Antananarivo.
23/05/2026
🇸🇳🔥Nitsipa-doha ny lakanitana ny Filoha sénégalais Bassirou Diomaye Faye. Norohasiny tsy ho Praiminisitra i Ousmane SONKO, izay heverin'ny mpanara-baovao maro fa antony tena nifidianan'ny Sénégalais an'i Faye ho Filoha. I Sonko mantsy no tena mpitarika ny antoko sy nanohitra mafy an'i Macky Sall saingy tsy afaka nirotsaka izy tamin'ny fifidianana ka i Diomaye Faye no kandida notohanana.
✅Tao anatin'ny volana maro anefa no efa tsy mifankahazo intsony izy roa lahy ary izao niafara tamin'ny fisarahana izao.
22/05/2026
🔥 , Ben'ny Tananan' Ambohibao Antehorika teo aloha: nahazo sazy mihatra 2 taona nohon'ny raharaha fivarotana tanànan’olona misy trano sy tany sy fanararaotam-pahefana tamin’ny fotoana naha ben’ny tanàna azy ‼️
22/05/2026
🔴Nandritra ny lanonam-panokafana ny fankalazana ny faha-60 taona nijoroan'ny Sekoly Akademia Miaramila Antsirabe dia nitondra hafatra ny Filohan'ny Fanavaozana Kolonely # Michaël fa ny fitiavana ny asa sy ny fitiavana ny Tanindrazana no mampiavaka ireo mpianatra, rehefa mirehareha izy ireo fa manamboninahitra dia tsy hamoriporitra vahoaka, tsy ho be kolikoly fa manompo ny Tanindrazana. Ka tokony hitondra fahamendrehana sy fahitsiana mandrakariva ireo manamboninahitra nivoaka tao amin'ny Akademia ‼️
22/05/2026
🔴Tonga hitady fanampiana amin'i La Frantsa mahakasika ny raharaha Ravatomanga i Andry Rajoelina ‼️
22/05/2026
🔴Nivarotra tani-panjakana teo Anosizato navadika ho Centre Commercial hono no antony nanagadrana an'ty Sefo-pokotany ty . Fa ny mahagaga dia izao: ireo tompon'ny centre commercial nahazo lay tany tsy nigadra, ireo Chef tao @ Commune sy Arrondissement nanao lay dossier hosoka tsisy nigadra, ireo Chef ao am Domaine sy Cadastre ary Topo nanamarina ny dossier hosoka tsisy nigadra, ireo Chef ao @ Aménagement du territoire nanao sonia ny dossier hosoka tsisy nigadra, ireo Chef tao am Tribunal sy Justice nanao légalisation dossier hosoka tsisy nigadra ‼️
🔴Izay no mahatonga hoe tsy ho foana mintsy ny halatra sy asa ratsy eto Madagasikara? Satria ireo Chef tena tompon'antoka amin'ny afera maizina dia tsisy voakitika mintsy. Fa ilay complice kely ery am ambany indrindra no mody gadraina mba hampisehoana hoe tena miasa ny Fitondrana. Kanefa dia mbola mitohy ihany ny réseau dossier halatra tany, halatr'omby, taola-paty, volamena, bois de rose dia mitovy doly. Réseau matanjaka be no miasa. Fa dia ny kely foana no mody gadraina, fa ireo gros poisson mandedeh libre tsisy mikitika. Ny nividy halatra tsy nigadra, Ny nanao sonia document autorisation halatra tsy nigadra, ny naniraka nangalatra tsy nigadra hoy ny fanehoan-kevitr'i ‼️
🔥Jean Nirina MD eny Antanimora
🔥MD eny @ fonjan'Imeritsiatosika i Naivo Raholdina
21/05/2026
🔴 : mihevitra ho iza moa ianao, iza nareo, mihevitra ny tompon'ny fahefana sy hery? Aiza ho aiza mihoatra an-dRavatomanga? Ravatomanga zany na mangery any ankabone aza matahotra azy. Andriamanitra zany! Fa aiza izy zao? Sachet cellophane 500 ar no itondrany ny akanjony, short kely. Dia lisany iza mihoatra aminy ❓ Nandady t@ Rajoelina daholo miaramila, tera-tay ny jeneraly t@ zany Rajoelina zany, rehefa tonga ny fotoana, dia kesika no isitrihana. Nibontsina zany Ravalomanana zany, manao ialahy jeneraly, manambany olona, fa tany Afrika atsimo, nibababa niantso babay sy lohavohitra. Jeneraly baomba mitomany any nefa tsisy maharesy miaramila hono. Tsisy nanam-bava ohatran'i Rinah Rakotomanga tato anatin'ny 60 taona, tsy azo jerena ny état-ny any. Nibontsika ohatran-dRaholdina! Mifeli-drambo ohatran'ny alika izy any ‼️
🔴Fotoana daholo ny zava-drehetra ka mba mahaiza maka lesona @ fananana fahefana. Retsy bandy manjono retsy no resahako. Mba nangatahako handramana lay haranjono dia mba mividiana ozy taimbavan-dry lerony. Tsy hianjera ngah io lakana io ⁉️
21/05/2026
🔴Tsy mahatsiaro tena ho aho na dia Minisitra tamin'ny fitondrana aza satria tamin'ny maha-teknisianina no nahatafiditra ahy ho Minisitra ary rehefa noesorina tsy ho minisitra aho dia tsy nantsoina ho amin'ny andraikitra hafa ‼️
🔴Tsy isan'ireo tao anaty propagande na hoe nijoro nampandany an'i Rajoelina ihany koa aho. Ary koa tsy kandida Député TGV na IRMAR fa nirotsaka tamin'ny mahaleo tena aho hoy ny Député lany tao Tsiroanomanididy ‼️
21/05/2026
🔴Nanambara ny avy ao amin'ny Polisim-pirenena fa hisy ny opérations manokana mikasika ny fampiasana gyrophare sy ny cocarde tsy ara-dalana ‼️
21/05/2026
🔴Lohatenin-gazety : 21 Mey 2026 ‼
Click here to claim your Sponsored Listing.