Color Plus

Color Plus

Share

"Le temps passe, la peinture reste"

27/05/2026
18/05/2026

Tsy misy fotoana ho very amin'ity herinandro ity! Color Plus: vahaolana haingana, mahomby ary mirary, mety ho an'ny rehetra.
Antsoy avy hatrany izahay raha mila fanazavana fanampiny.

15/05/2026

Ny Color Plus dia ahafahanao manandratra ny hatsaran'ny tranonao amin'ny vidiny mirary๐ŸซŸ
Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany๐Ÿ“จ

11/05/2026

Ankafizo ny loko Color Plus ho an'ny rindrinao amin'izao fanombohan'ny herinandro izao.๐ŸซŸ
Aza misalasala miantso mivantana raha mila fanazavana fanampinyโ˜บ๏ธ

07/05/2026

Wow๐Ÿ˜ฎ Color plus amin'ny endriny vaovao natao ahafam-po antsika hatrany๐ŸซŸ

๐Ÿ‘‰Na mbola hivarotra dia tena Loko mora hamidy hazahoana tombony
๐Ÿ‘‰na Olon-tsotra hampiasa avy hatrany
๐Ÿ‘‰na mpandraharaha

Midira MP na antsoy mivantana ny laharana:
โ˜Ž๏ธ +261 34 33 055 57

24/04/2026

Safidio ny COLOR PLUS hanambina ny tranonao.๐ŸซŸ
Izahay ihany koa dia manome entana izay mbola hivarotra.
โ˜ŽAntsoy ny laharana: 034 31 055 57.

22/04/2026

Isika ve dia ho ambakan'ny vitsika: "๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ ๐ญ๐š๐ก๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐Ÿ๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ก๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฏ๐ข๐ญ๐š ๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ" miloko jaune publicitaire.๐Ÿ’›
โ˜ŽAntsoy ny laharana 034 31 055 57 raha mila fanazavana fanampiny.

17/04/2026

Tsy ๐—›๐—ข ๐—˜๐—Ÿ๐—”, ๐—–๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ฅ ๐—ฃ๐—Ÿ๐—จ๐—ฆ amin'ny endriny ๐—ฉ๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ข ๐—•๐—˜.๐ŸซŸ

Want your business to be the top-listed Contractor in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Lot 45 MMAI/Mamory Antoby Ivato
Antananarivo
105