Fiantso R.
Truth teller β€οΈ
15/08/2025
Iza no mpankafy piano ato ?πΉπΉπΉ
Manao ahoana amin'izao ny fahaizano accord π ?
14/08/2025
Inona ary no tian'ny sary ambara π€π€ ?
Sopapa : Indraindray π
13/08/2025
Inona izao ny hira fihainonao amin'izao ? π§πΆ
Mba hizarao ao anaty commentaire anie π
12/08/2025
π΄Efa nandeha vacances ve sa mbola manomana ?
Raha mbola mieritreritra hoe aiza no tsara haleha dia ireto misy TOERANA MAMY BE afaka ankafizina miaraka amin'ny namana, fianakaviana na mitokana fotsiny koa aza π:
π AlΓ©e des Baobabs β Morondava
π Ranomafana β Antsirabe
π Tsingy de Bemaraha β Majunga
π Parc National dβAndasibe-Mantadia
π Nosy Be
π Lac Tritriva β Betafo
π Plage dβIfaty β Toliara
π Montagne dβAmbre β Antsiranana
π Chutes de la Lily β Ampefy
π Isalo National Park β Ihorombe
πΏ Raha mbola mahita ianareo dia alefaso anaty commentaire eh π !
11/08/2025
Rehefa ilay tena tafiditra anaty fankafizana mihira iny dia adino avokoa ny zava-drehetra π©βπ€π Sa tsy izany ?
Efa nisy fotoana ve ianareo nanimba micro teo am-pihirana ? π
πMba hitantarao souvenir kely hoe π
09/08/2025
Oviana ianareo no nijery chorale nihira dia misy an'ilay mpitarika eny aloha ? πΆ
Toy izao amin'ny sary izao no ataony rehefa eny, manome naoty amin'ny mpiangaly. π΅
Iza amin'ireo izao no efa hainao ? π€
Misy dikany daholo ireny fihetsika ireny an π
08/08/2025
πΆDo , RΓ© , Mi , Fa , Sol , La , Si , Do π΅
Nihira izao ianareo namaky azy io eh π ?
Ireo naoty ireo no mitambatambatra hanomezana ilay mΓ©lodie mambabo ny fonareo ππ
06/08/2025
Manana namana teraka volana aoΓ»t ve ianao β€ ?
πIdentifieo izy dia hirario soa be π€
FiantsoR
05/08/2025
πΎ Andro Maneran-tany ho anβny Saka π±
Anio isika mankalaza ireo namana malefaka sy manambitamby indrindra eto an-tany ! ππ
Ilay biby mamikely mizara fitiavana tsy misy fepetra , hafanana rehefa mangatsiaka, ary indrindra ilay manala stress π₯°π
Asehoy anaty commentaire ny sarinao sy ny sakanao ilay mahafatifaty kely iny πΈπ
πΆ Mahafatifaty loatra ilay bandikely mitendry piano miaraka aminβi dadany π₯Ήβ€οΈ
ConcentrΓ© be ery, tonga dia mipoitra ilay talenta π€©
π Ary ianareo, taminβny mbola kely sa rehefa lehibe vao nanomboka nianatra mozika ? πΉ
π Aza misalasala mizara aminay !
31/07/2025
πΆ Paroles "Tia" β Fiantso π
Tia tsy mitaky π
Tia tsy mijery izay fahalemenao π
Tia ireo tsara sy ratsy aminao βοΈ
Manome fa tsy maka π€²
Mitia tsy mitaky π«
Tsy mijery ny azoko alaina aminao βπ°
Manome izay tsara mba hananako aho π
Hampifaly fa tsy handratra ππ
π΅ Oh eny tiako ianao β€οΈ
Na inona hery sy fahalemenao πͺπ
Ho eo anilanao foana π£
Handresy fotoana β³π
Izaho tsy mila tambiny, tsy hila valiny βπ
Fa ny fisianao π€
Ampy hifaliako tsotra izao π
Hanome maimaimpoana π€
Hanohana foana πͺπ€
Tsy hila tambiny, hila valiny π
ββοΈπ
ββοΈ
Tia tsy mitsara βοΈ
Izay vitanao sy izay mbola ataonao π
Mijery izay mety hanandratana anao π
Mampijoro fa tsy mandatsa πββ¬οΈ
Mitia tsy mitaky π
Tsy mijery ny azoko alaina aminao βπΈ
Manome izay tsara mba hananako aho π
Hampifaly fa tsy mandratra ππ
Refrain x 2
Ohatry ny ahoana ianao rehefa tia ?
π¨Antsoy i Bae dia atolory azy ity hira ity β€οΈπ
30/07/2025
Aminβizao JournΓ©e Internationale de lβamitiΓ© izao dia andao hifampahatsiahy kely e...
π¬ Manana namana efa aman-taonany maro ve ianao ?
Na misy tsy fifankahazoana aza dia mbola eo foana izy manohana anao ... π
π Identifieo ilay namanao tsy ho hadinoina mandrakizay π
Click here to claim your Sponsored Listing.