Ratal.construct
"Expert en infrastructures sportives et surfaces synthétiques à Madagascar. Conception et pose de gazon certifié aux normes FIFA Quality Pro.
Robustesse, drainage optimal et finition de haute précision pour vos terrains de Football et Futsal."
Joshoà Never give up🔥
☎️034 70 496 88 raha manana PROJET hanangana terrain synthetique
28/04/2026
✅Tsy voatery hoe « Projet Terrain synthetique dia hatao location daholo ».
✅Afaka asinao terrain de foot Privé ao aminao miaraka amin’ny Piscine❤️ toy ny amin’izao sary izao
✅Na « Dimension 20m x 10m » dia afaka asina azy
☎️034.70.496.88 Raha liana ianao
🏢Bureau Ambohimanandray Ambohimanarina
NB: Izahay dia manana Gamme Gazon 3:
-Gazon synthetique sans remplissage en Latex
-Gazon synthetique avec remplissage QUALITE FIFA
-Gazon synthetique avec remplissage QUALITE FIFA PRO(Homologué FIFA)
23/04/2026
✅Terrain Synthetique à 7 Voalohany aty Toliara
✅Na aiza na aiza misy anareo dia afaka manamboatra ny terrain anareo izahay
1️⃣Plateforme de drainage + canneau d’evacuation
2️⃣Murs de 1m de hauteur
3️⃣Tube Galvanisé (porte filet parre ballon)
4️⃣Filet Parre Ballon
5️⃣But + Filet
6️⃣Pose Pelouse (tapis synthetique)
7️⃣Traçage ligne blanche
8️⃣Compactage
✅Temps d’execution 2mois
❤️Raha manana PROJET TERRAIN SYNTHETIQUE dia aza misalasala ny miantso ny laharana
☎️034 70 496 88
NB: Efa afaka mandray anareo client any TANA izahay à partir Mardi 28 avril
16/04/2026
🏟️Un de plus🏟️
✅Toliara tsy miroro koahy
✅Ho anareo faritra sasany mbola tsy manana TERRAIN SYNTHETIQUE dia aza misalasala miantso
☎️0347049688
NB: izahay dia manana gamme gazon karazany 3
-Gazon sans remplissage
-Gazon avec remplissage QUALITE FIFA
-Gazon avec remplissage QUALITE FIFA PRO (homologué FIFA)
🔥Manao hybrid grass koa izahay🔥 satria ny RATAL CONSTRUCT dia miara miasa amin’ny CGT izay orinasa CERTIFIE FIFA ary azahoana ny CERTIFICATE FIELD (homologation) amin’izay fotoana izay dia ny CGT mihintsy ny manao ny kianja⚽️
06/04/2026
🏟️Terrain synthetique🏟️
☀️Eto Toliara ny EKIPA
⚽️Foot à 7
✅Raha manana Projet hanangana Terrain synthetique ianao dia aza misalasala ny miantso anay
☎️034.70.496.88
🔥😍✅
22/03/2026
Ho antsika tia baolina kitra⚽️
Efa misokatra ny kianja Winners Stadium Mahitsy
05/03/2026
🇲🇬Mandeha tsikelikely
✅Asa tany,
✅sehatra fanariana rano,
✅fametrahana bozaka,
✅fanamarihana tsipika fotsy,
✅fametrahana tsatokazo
✅fametrahana harato fiarovana baolina
🇫🇷Par étapes
✅Terrassement
✅Plateforme de drainage/evacuation
✅Pose pelouse
✅Traçage lignes blanches
✅Pose But
✅pose filet pares-ball
Raha Manana PROJET TERRAIN synthetique
☎️0347049688 (ingenieur GC,specialiste en amenagement gazon synthetique)
🏢Bureau Ambohimanandray Ambohimanarina
Manao Filet ihany koa izahay amin’ny vidiny 4.500ar/m2 mandray vita
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
101
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 17:00 |
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 17:00 |