Tsanta Razah
💖✨Look chic, prix doux, style assuré 🔥🔥👚👖👗👕👠🥿🩴👡
25/03/2026
Cagnotte Kely ataontsika ho an'i bebe
Tsy terana tompoko fa izay foinao
Ankasitrahana ireo efa nanome
Mankasitraka indrindra
Mvola 038 96 277 02 Tolojanahary
Orange money 032 63 015 48 Noro Juliette
25/03/2026
Tatitra kely vao maraina, araka ny voaray dia tena mbola somary lavitra ilay vola hanampiana an'i bebe ka dia mangataka antsika malala tanana sy izay vonona hanampy tompoko , ankasitrahana isika izay efa nanao izay tratra tompoko
032 63 015 48 Noro Juliette
038 96 277 02 Tolojanahary
23/03/2026
Alefako ato ihany sao isika mba misy vonona hanampy azy
Salama tompoko hafatra avy amin'ilay bebe an'ilay ankizy iray voalaza tamin'ny nahafatesana Atandroy teo amin'ny lalambaovao
'' Mba mangataka fanampina aho tompoko fa tena tapidalan-kaleha kanefa mbola misy 1 500 000Ariary ny honitra anjarako takian'ireo havan'ny maty, izahay anefa tompoko efa tena lany fananana satria dia efa namidy hatramin'ny anjara tanindrazako nandoavana ilay 8 500 000Ariary voalohany, na dia efa niantoka ny sakafon'izy ireo nandritra ny nijanonan'ny razana teto amin'ny tranoko , sy vata mitentina 650 000Ariary, ka mba miangavy tompoko ho an'izay malala tanana, mankasitraka tompoko ''
032 63 015 48 Noro Juliette
038 96 277 02 Tolojanahary
19/01/2026
Taille sur chaque photo
Prix 20 000ar
Livraison tana ou province
05/01/2026
Coucou ireto dispo de suite , prête à porter
Détail sur chaque photo
Livraison tana ou province
Prix abordables hatrany
01/01/2026
✨ Bonne année à toutes et à tous ! ✨
En ce début de nouvelle année, nous vous remercions sincèrement pour votre confiance et votre fidélité.
Que cette année soit remplie de succès, de bonheur et de belles découvertes mode.
Nous continuerons à vous proposer des collections tendance, de qualité et adaptées à tous les styles.
Excellente année et merci de faire partie de notre communauté. 🛍️💫
26/12/2025
Joyeux Noël à tous
Ialana tsiny ny fahatarana nohon'ny fahasahiranana Kely
22/12/2025
Mbola misy dispo ireto ho an'izay mbola tsy nahazo, indrindra eobe Krismasy👗🥰
Prix pas plus de 35 000ar
20/12/2025
Arrivage jupe
Jupe maxi 20 000ar
Mini jupe 10 000ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 18:00 |
| Tuesday | 07:00 - 18:00 |
| Wednesday | 07:00 - 18:00 |
| Thursday | 07:00 - 18:00 |
| Friday | 07:00 - 18:00 |
| Saturday | 07:00 - 18:00 |