RAVEL Engineering

RAVEL Engineering

Share

ENTREPRISE D'ÉTUDE ET DE CONSTRUCTION en
BTP et CONCEPTION DE MEUBLE EN MÉLAMINE SUR MESURE

Photos from RAVEL Engineering's post 20/05/2026

Toy izao ilay projetn'ilay client iray rehefa voaloko 🏛️
Tsara eh 🏘️
Aza misalasala raha misy construction tianao ho atao fa eto izahay anatanteraka ny nofinofinao 👌
Ho ataontsika tsy nofy intsony fa azo tsapain-tanana izany .
Contact 0389919228/0344657507

17/05/2026

Hotanteraka amintsika mpanaraka rehetra anie izany 🥰

14/05/2026
Photos from RAVEL Engineering's post 07/05/2026

Salama eh !!!
🏢 Projet immobilier efa vita sy mijoro eto Antananarivo 🏢
Immeuble R+4 misy appartements haut standing miisa 8
Piscine eny amin’ny terrasse ambony
Asa efa vita tsara sy voaara-maso hatramin’ny antsipiriany rehetra
Safidin’ny tompon-trano manokana ny mbola tsy handoko ny bâtiment amin’izao fotoana izao, mba hahafahany misafidy ny finition mifanaraka amin’ny tiany.
✨ Raha mbola misalasala amin’ny projet-nao ianao, izahay no mpiara-miombon’antoka afaka itokisana.
✅ Matihanina sy manana traikefa an-taonany maro amin’ny fanorenana
✅ Asa mangarahara sy tsy misy fitaka
✅ Kalitao avo sy fanaraha-maso hentitra
✅ Fanajana délai sy fahafaham-pon’ny client
📍 Tongava manatona anay eny amin’ny birao (sur rendez-vous)
📞 Na antsoy mivantana : 038 99 192 28
🚛 Mandeha manerana an’i Madagascar izahay : Antananarivo sy Provinces rehetra.
🏗️ Ataovy miaraka amin’ny matihanina ny fanorenana ny nofinao.

06/05/2026

Tsara erÿ ity modèle 2 tons en gris et beige ity
Tianao ve? Afaka atao ho endriky ny lakozianao ,mihaja, manome fahafinaretana ho an'ny maso ny filaminana omeny 👌
Raha liana dia afaka manatona aty amin'ny birao na miantso 0389919228



#

06/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Njaru Rakotoarimanga, Ary Naina Soandro, Jonas Augustin Kazamba

03/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Arijohn Manjaka, Nãh, Elï Nah, Murielle Mah, Àsa Gazon Paysagister, Harena Harea, Rano No Hery, Rhiad RJ, Prosper Techniciens

Photos from RAVEL Engineering's post 01/05/2026

Tendance be amin'izao vanim-potoana izao ny Cuisine placardé en MÉLAMINE.
Toy ity asehonay anao ity.
Na kelikely aza ny espace dia mihaja be 👌
Raha mahaliana anao dia afaka miantso na manatona aty amin'ny birao (AMBATOLAMPY AMBOHIBAO)
contact 0389919228/0344657507

Photos from RAVEL Engineering's post 26/04/2026

😍😍😍

Want your business to be the top-listed Engineering Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Ambatolampy Ambohibao
Antananarivo
101