Les savons Rohy

Les savons Rohy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Les savons Rohy, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

16/09/2025

Salama daoly e

Liquides vaisselle Rohy
Citron , 1l na 500ml

Mandroatra tsara
Manadio ,vita malagasy โœ…

โ–ถ๏ธAlefaso commande ary

๐Ÿ“ณ038 07 312 48

Photos from Les savons Rohy's post 15/09/2025

Mandray commande izahay
-savon liquide
-savon solide

Manjifa ho anareo rehetra,
Alefaso commande ary ๐Ÿ™‚

Vita malagasy

038 07 312 48

12/09/2025

Faly izahay miarahaba anareo androany ๐Ÿ™‚
Ary manasa anareo hizaha ny vokatra ato aminay
Manampy anareo any an-tokantrano ๐Ÿฝ๏ธ๐Ÿงผ๐Ÿ‘š๐Ÿ‘–
Mora ampiasaina tsara no tsara kalitao
Vita malagasy

Mirary tontolo andro mahafinaritra ๐Ÿ‘‹

Photos from Les savons Rohy's post 09/09/2025

๐—ฅ๐—ผ๐—ต๐˜† ? Savony vita Malagasy, tsara kalitao ary manamora ny fiainanao ๐Ÿ˜‰

Iza daholo ilay mbola tsy nahazo fa efa dispo en stock indray ny savonintsika ary e ๐Ÿงผ

๐Ÿ’ฐ Amin'ny vidiny tena mora : ๐Ÿญ.๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—”๐—ฟ

๐Ÿ“ž 0380731248

Photos from Les savons Rohy's post 24/07/2025

Salama daholo

Izahay ato amin'ny Savonnerie Rohy dia manao liquide vaisselle sy savon solide.
๐Ÿ“ Liquide vaisselle : 1L sy 500mL
๐Ÿ“ Savon solide : dรฉtail et gros

๐Ÿงผ Mandroatra tsara ,manadio sady mateza !

Mandray commande ary misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra.

Toerana : 67ha Ankasina
Tel : 038 07 312 48

Photos from Les savons Rohy's post 16/07/2025

Savon solide amle qualitรฉ tsara
-Mandroatra tsara sady manadio
-1.200ar
Lieu 67ha ankasina
๐Ÿ“ž038 07 312 47

Manao livraison avec carton

NB: Afka manao fiaraha miasa (mandray commande)

Want your business to be the top-listed Shop in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00