Mrs Rabariarivo
Fanafody : 033 11 512 35
Ankoatran’izay : 034 10 576 05
Pâte dentifrice bébé 1 an + ❤️
7,000 Ariary
Araraoty fa sarotra tadiavina ilay junior 3 ans plus no tena mameno ny tsena 😭
CRASH TEST Lintettes démaquillantes PREDO
3,500 Ariary kosa anh validé ✅️
VIDÉO Cadeau 🥰 Joyeuse fête des mères antsika maman rehetra ❤️
UNBOXING produits de maquillage de chez O'two'o
Savony fampandroana zaza tsy mila Gant de toilette intsony. Afaka ampiasain’ny zaza vao teraka. ❤️
Savon de toilette adapté aux bébé dès 0 mois. Plus la peine d’utiliser des gants de toilettes.
4,500 Ariary
Écologique et économique 😍
📍Sabotsy Namehana près Patisserie Elle Aime.
034.10.576.05
20/05/2026
Maman ô, 😍tonga soa ny Pâte Dentifrice pour bébé et enfant ato amintsika.
Pour 3 ans et plus 6,000 Ariary ilay fraise
Pour 1 an et plus AIWIBI 7,000 Ariary
Brosse à dent dès 1 an 4,000 Ariary.
📍Sabotsy Namehana, près Patisserie Elle Aime
WhatsApp 0341057605
18/05/2026
Manao UPDATE kely ny halavan’ny volontsika anh.
VATIKA ail sy AMLA ihany no produit ampiasaintsika.
Dispo whatsapp 0341057605
Ny fahadiovana no fahamanjana voalohany indrindra …
Fanadiovana sofina indray no atolotra ho anareo 😍
Coton tige 2,500 Ariary
Stylo fanadiovana sofina 5,000 Ariary
Andao anao MAQUILLAGE ary e !
Maquillage afaka entina miasa, mivavaka, mamonjy fety ... tsy mila fahaizana be
Aza adino ny miaro ny tarehy amin’ny crème mialoha ny zavatra rehetra.
😍 Savon MAVANA anti ride 6,000 Ariary
😍 GEL CRÈME contour des yeux : 22,000 Ariary
😍 CRÈME DU JOUR ANTI-RIDE : 24,000 Ariary.
Ireo fitaovana hafa sy ny toerana nividianako azy:
- Fond de teint Topface (Golden Rama ou Nooro Tower ou SODIM)
- Correcteur FLORMAR (Carrefour)
- Rouge à lèvre rouge Golden Rose numéro 18 (URBANIA analakely)
- Crayon cil et eyeliner CATRICE (Germany cosmétiques)
- Fard à Paupière Sephora
- Rouge à lèvre matte MAYBELLINR - Cocoa connoisseur et Chai Genius (Kiosque Maybelline La City ou Carrefour )
- Gloss pailleté Topface (Nooro Tower)
- Pinceau et highlighter liquide (O'two'o)
04/03/2026
Bonsoir les Papas et les Mamans …
SAVON bébé marque Aiwibi - 7,500 Ariary
Afaka anasana loha, tarehy sy vatan’ny zazakelintsika.
Tsy manaikitra ny maso mazava ho azy 😍.
Na zaza vao teraka aza dia afaka ampiasana azy.
Fofony malefaka tsara 😍.
ny couche taille 1 à 3 efa misy ao amintsika avokoa 😍
NOUVEAU SHAMPOOING VATIKA
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the practice
Telephone
Website
Address
Antananarivo
103
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 19:00 |
| Tuesday | 08:00 - 19:00 |
| Wednesday | 08:00 - 19:00 |
| Thursday | 08:00 - 19:00 |
| Friday | 08:00 - 19:00 |
| Saturday | 08:00 - 19:00 |