TIde Rk

TIde Rk

Share

Masoko mijery lavitra, tanako miketrika ny hoavy.👀🤲🏻Nofy no fiaingana, tolona no lalana, masoandro no fiafarana.” ☀️🇲🇬

Photos from TIde Rk's post 01/05/2026

😌✨Na dia mangina aza aho, tsy midika izany fa tsy manana rêve lehibe.

Even though I'm quiet, it doesn't mean I don't have big dreams.👌🏼

05/04/2026

🐰🥚 Pâques vibes e…

Iza no tena nanao effort androany:
👉 nandeha nivavaka
👉 sa natory be fotsiny 😹

Aza mandainga fa fantatra ihany 😏🙏

Mirary sambatra ho antsika rehetra!
Asehoy eto ambany hoe: “team fiangonana” sa “team torimaso” 😂👇

Photos from TIde Rk's post 03/04/2026

Les gens forts ne sont pas ceux qui ne tombent jamais… mais ceux qui se relèvent toujours.” 🔥

31/03/2026

Isaky ny miatrika fanamby isika, dia manam-pahafahana hivoatra. 💪✨ Inona no sakana goavana niainanao teo amin'ny lalanao, ary ahoana no namahanao azy? 🤔 fans Fah Scott

27/03/2026

🔥Les rêves deviennent réalité pour ceux qui n’abandonnent jamais. 🔥
Car Si tu crois en toi, tout devient possible. 👌🏻🤟🏻

Photos from TIde Rk's post 20/03/2026

aho:
👌🏻Misy milaza hoe:
“Fa inona no maha-Malagasy anao?”
Hoy aho:
🍚 Vary 3 isan’andro
😄 Tsiky na dia sarotra aza ny fiainana
🇲🇬 Ary mirehareha ho foana

🔥manana nofy be
🤣fa rehefa alatsinainy… mbola matory😂

12/03/2026

💓Tsy tadidy laisany v ty eh ? 🎁

https://youtu.be/nBeZ6sKD_-k?si=yASF8iQN6KjkCCeJ

Photos from TIde Rk's post 05/03/2026

Je vise haut, je travaille dur, et rien ni personne ne peut freiner ma détermination. 💪🔥Silencieux dans l’effort, imparable dans le résultat. 🔥☮️🇲🇬
💥

Photos from TIde Rk's post 21/02/2026

Tide lesy eh mahazo Tsy mikif lah tsy Quoi 🤟🏻!
Pic by Nomentsoa Andrianjafy

20/02/2026

Un petit message ❤️🔥
fans TIde

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambotsitonia
Antananarivo
TANA102