Fandresena Rn
Goals. Trust. Success👨🎓
Fohazy n'y tenanao, Mila mihetsika raha te hiova
Aza kivy
Mbola eo am-piomanana fotsiny ny fahombiazanao👈
N'y fahasahiana no dingana voalohany mankany amin'ny fahombiazana🏆✨
Aleo manomboka amin'ny kely toy izay tsy manomboka mihitsy✨
N'y ataonao anio no hamaritra ny hoavinao🔥
💪Tsy misy fahombiazana raha tsy misy ezaka🔥
🫵Tsy miandry vintana. N'y ezaka no lalana mankany amin'ny Tanjona🫵
“Isanandro aho mandohalika, Lord, forgive me for my sins.” 🙏
N'y vitako omaly no jereko
Fa tsisy irarahiako zay vitanao🏴☠️
Miady mafy amzay tsy mafy Ady intsony 🤬🏴☠️
Click here to claim your Sponsored Listing.