Aina Andrianina R.

Aina Andrianina R.

Share

Bienvenue dans mon petit monde gourmand !

Ici, je partage mes plats faits maison, des recettes simples, des saveurs d’ici et d’ailleurs, et surtout beaucoup d’amour dans chaque bouchée.

05/03/2026

coucou 👋👋👀👀👀

04/03/2026
29/01/2026

Fa tena miaiky ah zay. 🙈🙈🙈 Miondrika Kely fotsiny eto Madagascar de tsy maharaka in2 tsony 😂😂😂😂

24/01/2026

Bonne soirée daholo nareo 🌸🌸🌸🌸

23/01/2026

J'aime la galette,saviez vous comment ? 🫣🫣🤣🤣🤣
Amin'izao Andro 22:45 Zao Mbola varina mijery an dry ry Makoukou ihany 😅
Bonne nuit nareo ze hatory eee 😘😘😘

22/01/2026

‼️ Recette Quiche Facile ‼️
Araho fona ny page fa Mbola bé Dia bé ny recette ho avy eo an 🤩
Averiko ao @ commentaires ny ingrédients rehetra
Bisous bisous olo jiaby 😘😘

21/01/2026

Bonsoir bonsoir ❤️
Hiteny anareo fotsiny za hoe demain 18:30 ny vidéo recette ntsika 🥰 teneno ny namana Ilay tia mikarakara ireny❤️
Bonne soirée daholo 🌸🌸
Bisous olo jiaby 😘

20/01/2026

Iza le mankafy sakafo mitovy amiko ato oh???
Aza Miala lavitra fa efa anao vidéo amin'izay izahay de atoronay anareo daholo ny fanaovana an'ireo
Bonne soirée olo jiaby 😘

19/01/2026

🌸🌸 bonne journée olona jiaby 🌸🌸

18/01/2026

Bonsoir Bonsoir ❤️
Bonne année 2026 🥰😍
Hitafatafa eto amin'ity pejy ity amin'izay isika fa aza Miala lavitra an 🥰
Bisous bisous 😘

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ivato Aeroport
Antananarivo
105